Hira Faneva Don Bosco_Taona maro lasa nifandimby izay_Choeur APL
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy Taona maro lasa nifandimby izay Ankehitriny ho tsaroana eto izao Ny hasoavan'ny fanabeazanao sy ny anatra maro nentinao Refrain Ianao ry zokinay Don Bosco No mpanabe fitaratray Ka ny taona maro mbola ho diavinay Ho entinay manohy ny asanao Ny hadalana ditra sy kilemanay 'Zay fahavalon'ny hatanoranay Tsy nahoanao, tsy namoizanao anay Fa fitiavana no nasetrinao Mpianatrao indray no nanabe anay Ho olo-mendrika sy ho olom-banona Tanora matotra hijoro ho fahazavana Ka hanilo indray ny firenenay Ray ao ambony hisaoranay Anao indray Ny nanomezanao an'i Don Bosco Ho Ray mpiaro anay sy Mpampianatra Hahatonga anay koa ho masina

HIRA FANEVA FY DON BOSCO 2019 FIANARANTSOA

CHOEUR DON BOSCO Iaveh no mpiandry ahy

Masindahy Jacques Berthieu_Groupe Manrese_Hira Katolika Malagasy

NON STOP ZAMBIAN CATHOLIC MUSIC HITS 2025

Madio itony rano - Hira Katolika Malagasy

Samy Gaigy - Ankamantatra (Comedie Malagasy)

Ry Fo Masin'i Jesoa, mpiaro ny fiangonanay_Hira Katolika Malagasy

"Mandehana" Faneva Mpiandry Iraka SPAM

Endrika ivelany -- Tantara RDB- TSY AZO AMIDY NY TANTARA #gasyrakoto

DON BOSCO MADAGASCAR

TENA BABO

Ny AINGA "DON BOSCO"

Ry Tomponay, Mpanjakanay rehetra_Choeur APL_Hira Katolika Malagasy
![i PAOLY SY BERTHE BE: [Aceem Radio] #gasyrakoto](https://i.ytimg.com/vi/tZ5z0Qy85dk/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4EgALoAooCDAgAEAEYfyATKBswDw==&rs=AOn4CLDcNOulLTlc5Hc0oGR9I29CnHWouA)
i PAOLY SY BERTHE BE: [Aceem Radio] #gasyrakoto

Hira faneva

CSVP ECAR Cathédrale Toliara - Mahavelogne Clip officiel

Tompo ô mangovitra ny vava / Tsy mendrika izahay

Tantara Malagasy - SEDRA NAMANA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

