Masindahy Jacques Berthieu_Groupe Manrese_Hira Katolika Malagasy

Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy 1. Masindahy Jacques Berthieu, misionera nahery fo, Nandao ny fianakaviany sy ny tanindrazany. Masindahy Jacques Berthieu, nitory an'i Jesoa, Nanolo-tena tokoa ho an'ny Malagasy, Omeo fon'apostoly, izahay zanakao, Hanohy ny asa izay natombokao tety amin'ny Nosinay. Herezo izahay hitana sy handalina Ny finoana marina. (in-2) 2. Masindahy Jacques Berthieu, 'lay pretra nahery fo, Nitety lohasaha, tsy nahalala sasatra Masindahy Jacques Berthieu, nikoizana tokoa, Tamin'ny fanaovan-tsoa an'ireo mahantra. Ankininay aminao 'ty Nosy maminay, Handresy ny fahantrana sy ireo tsy rariny, Handroso fehizay. 3. Masindahy Jacques Berthieu, martiry nahery fo, Nanolotra ny ainy noho ny finoana. Masindahy Jacques Berthieu, nisotro ny "aleoko maty" Niaraka tamin'i Jesoa, mba ho anay. Hamasino izahay sy ny fianakavianay, Ka ny rà nafoinao hampamokatra ny voa.