Vetson'i Fianara - Atolotra ampitiavana
馃憠馃巵聽聽聽鈥⒙燦ATERAKY聽NY聽FIANGONANA聽ISIKA/ZAFINDRAONY聽K...聽聽 ATOLOTRA AMPITIAVANA Ny masoandro efa nilentika ka manjenjigna aminay atoy Koa ny maizigna ro te hanjaka Tompo 么, hazavao ny fonay Tompo 么, raiso an-tananao ny ainay e Atolotsay am-pitiavagna Mba ho fisaorana anao Atolotsay am-pitiavagna Mba ho fisaorana anao Ireo ezaka nifandrimbognana Ny fahombiazan'izay nahafaly Ny havizahana mety ho haza Tompo 么, havaozy ny herinay Tompo 么, raiso an-tagnanao ny ainay e Atolotsay am-pitiavagna Mba ho fisaorana anao Atolotsay am-pitiavagna Mba ho fisaorana anao Havan-tiagna any lavitsa agny Reo agnila niboaka hafaleana Mba jereo ihany koa ireo sahiragna Tompo 么, zandrinao aby agnay Tompo 么, raiso an-tagnanao ny ainay e Atolotsay am-pitiavagna Mba ho fisaorana anao Atolotsay am-pitiavagna Mba ho fisaorana anao Tebiteby agnatin'ny aligna Ny ahiahy tsa hahatotosa dia Te hisisika leky ny tahotsa Aza avela ho resy agnay Tompo 么, raiso an-tagnanao ny ainay e Atolotsay am-pitiavagna Mba ho fisaorana anao Atolotsay am-pitiavagna Mba ho fisaorana anao Tompo 么...

馃幖馃帶馃檹MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow 茅vang茅lique 2024(EDITION 8)LES ADLNES-NY AVO-TANORA IN FAITH)

MITOERA ETO AMIKO RY JESOA BE FITIAVANA / CHORALE ANTSAN' NY TRINITE MASINA

馃嚥馃嚞 Mahatoky - HR praise | CLIP Officiel

Tokim-panompoana - Ampifitia

VENTSON'NY FIANARA, SINY TANY MORA VAKY

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Zah MTF - Misafotofoto (Tononkira)

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Jos. 1: 12 - 18)

ANTSAN KIRA FIDERANA 'MIALY RAKOTOMAMONJY'

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

VAVAKA FANGATAHANA AMIN'I MASINA MARIA MAMAHA VONA

馃幖馃帶馃檹 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

FA TSY HOE Mgr Jean Paul RANDRIAMANANA/Ankalazao Ny Tompo

FAHATSARANAO

Baba 么, Rainay Agnao, Ventson'i Fianara

VAVAKA MARAINA

hira fisaorana katolika en medley

馃幖馃帶馃檹MEDLEY HIRA FIDERANA NY TSARA INDRINDRA MIHETSIKA (EDITION 1)RIJA-GASY TSAR MIDER-JDAF-TGC-ARIANE

NY AINGA FIAINAM-BAOVAO

