MITAKY NY HAMERENANA AMIN'NY LAONINY NY JIRO MANERANA NY TANÀNA NY COMMUNE URBAINE DE FORT-DAUPHIN.
Manao antso avo amin'ny JIRAMA ary miantso ny fifampiresahana eo amin'ny tompon'andraikitra mahefa ny avy eo anivon'ny Kaominina Ambonivohitr'i Fort-Dauphin tarihin'Andriamatoa Ben'ny Tanàna Andry Andriamahasoro manoloana ny fifampiraharahana tokony ho hatao ka itadiavam-bahaolana maharitra ny mahakasika ny famatsiana herinaratra eto an-toerana izay mandalo fotoan-tsarotra ankehitriny ka miteraka ny haizina manerana ny tanàna ka mampanjaka ny tsy fandriam-pahalemana eto an-toerana.

▶︎
Fandaharana ZO HITENY Sabotsy 04 oktobra 2025

▶︎
When Tyson Faced a Country Boy

▶︎
I'm spleeping over tonight - Madagascar

▶︎
ANKITSIMPO DU 24 JUILLET 2026 BY KOLO TV

▶︎
OFFICIAL CEREMONY OF PRESENTING BOATS AND EQUIPMENT TO FISHERMEN IN FORT-DAUPHIN.

▶︎
From Minnesota to Dandora dumpsite: The story of an American citizen abandoned in Kenya at just 13.

▶︎
91 Year-Old Grandmother Living Alone In A Mountain Village Forgotten By The World

▶︎
AMPEFY à MADAGASCAR

▶︎
FANANGANANA NY STRUCTURE LOCALE DE CONCERTATION ETO ANIVON'NY KAOMININA AMBONIVOHITR'I FORT-DAUPHIN.

▶︎
War Story: Sobrang daming bubuyog, ilag kami sa bala at bubuyog, first encounter (Lt Melisimo, 29IB)

▶︎
Madagascar, sur le rivage des Antemoro

▶︎
Fandraisana zezika, fanomezana avy amin'ny Japoney

▶︎
Implementasaun Sistema Informasaun Akadémika (SIA) iha UNTL

▶︎
NY VAOVAO MBS SABOTSY 15 FEBROARY 2025

▶︎
ANKITSIMPO DU 07 NOVEMBRE 2025 BY KOLO TV

▶︎
NY ATY AMINAY : SALEHY

▶︎
Madagascar, les Vezo seigneurs de l'océan

▶︎
The FORBIDDEN Life Of Women In Afghanistan In 2026. I Was SHOCKED! 🇦🇫

▶︎
FANADIOVANA FAOBE NATAON'NY FIKAMBANANA FTM - FORT-DAUPHIN TSY MAINTSY MANDROSO - 22 NOVAMBRA 2025

▶︎
