LANONANA OFISIALY FANOLORANA LAKANA SY FITAOVANA HO AN'NY MPANJONO TETO FORT-DAUPHIN.

Notanterahina ny Talata 17 Desambra 2025 teto amin'ny biraon'ny Fitaleavam-paritry ny jono sy ny toe-karena manga na Direction Régionale de la Pêche et de l’Économie Bleue (DRPEB) Anôsy ny lanonana ofisialy fanolorana lakana sy fitaovana ho an’ireo mpisehatra eo amin’ny sehatry ny jono eto an-toerana. Tanjon’ity fanolorana ireo lakana sy fitaovana ireo ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpanjono, ny fanatsarana ny fepetra iasan’izy ireo, ny fampitomboana ny vokatra azo avy amin’ny jono, ny fampiroboroboana ny toe-karena manga maharitra, ary ny fanatsarana ny fidiram-bolan’ny mponina eny amin’ny faritra amorontsiraka mba ho fampandrosoana ny Faritra, ny Distrika ary ny Kaominina Ambonivohitr'i Fort-Dauphin. Notanterahina teo ambany fiahian’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara Ny Kolonely Michäel RANDRIANIRINA ity lanonana ity ary natrehin’ny Minisitry ny Jono sy Toe-karena Manga Andriamatoa CHAN KIT WAYE sy ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina Ramatoa Sidonie RAHARINIRINA, ny Lehiben’ny Fiaraha-miasa eo anivon'ny Vondrona Eoropeana eto Madagasikara, ny Masoivohon’ny Repoblika Federaly Alemana, ny solotenan'ny Masoivohon’i Frantsa ary teo ihany koa ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, isan’izany ny fandaharan’asa Global Gateway, ny GIZ (Deutsche Gesellschaft für Internationale Zusammenarbeit) izay miantoka ny fanatanterahana ny tetikasa. Nandritra ity lanonana androany ity dia nisy ny lahateny ofisialy ho fampahafantarana ny tetikasa, narahana oronan-tsary ary ny fanolorana ara-pomba ofisialy ny fitaovana ho an’ireo mpisitraka, izay maneho ny firaisan-kina sy ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena ho fampandrosoana maharitra ny Faritra Anôsy.

NY VAOVAO MBS SABOTSY 25 JOLAY 2026
▶︎

NY VAOVAO MBS SABOTSY 25 JOLAY 2026

My Safe Zone Episode 1 (SUBT)
▶︎

My Safe Zone Episode 1 (SUBT)

Trump's Full Air Force One Gaggle: Iran, Israel, And Interest Rates
▶︎

Trump's Full Air Force One Gaggle: Iran, Israel, And Interest Rates

Zahatany 04 Janvier 2025 |Ranomafana, Lac Tampolo - Fenerive-Est |Exportation de litchis 2024|
▶︎

Zahatany 04 Janvier 2025 |Ranomafana, Lac Tampolo - Fenerive-Est |Exportation de litchis 2024|

En Famille dans la Brousse Malgache | Anivorano Nord - Aventure Authentique
▶︎

En Famille dans la Brousse Malgache | Anivorano Nord - Aventure Authentique

Iran war: Casualty count exceeds 600 as Pentagon changes accounting
▶︎

Iran war: Casualty count exceeds 600 as Pentagon changes accounting

'They Want To Meet': Trump Discusses Iran Strategy Aboard Air Force One
▶︎

'They Want To Meet': Trump Discusses Iran Strategy Aboard Air Force One

DON-DRESAKA - Halatr'olona sy ny famonoana olona manana toe-tena 𝗩𝗔𝗥𝗜𝗥𝗔 (albinos)
▶︎

DON-DRESAKA - Halatr'olona sy ny famonoana olona manana toe-tena 𝗩𝗔𝗥𝗜𝗥𝗔 (albinos)

𝐌𝐢𝐀𝐒𝐀/ 𝐏𝐈𝐂𝐀𝐒 𝟏 : 𝐡𝐢𝐭𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐨̂𝐬𝐲
▶︎

𝐌𝐢𝐀𝐒𝐀/ 𝐏𝐈𝐂𝐀𝐒 𝟏 : 𝐡𝐢𝐭𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐨̂𝐬𝐲

Waldorf Astoria Maldives | Ultra-luxury Private Island Resort (Full Tour in 4K)
▶︎

Waldorf Astoria Maldives | Ultra-luxury Private Island Resort (Full Tour in 4K)

RAW: President Trump Speaks Aboard Air Force One On Iran, Economy, And SAVE Act
▶︎

RAW: President Trump Speaks Aboard Air Force One On Iran, Economy, And SAVE Act

Spanish Highway ENGULFED in Flames from Wildfire
▶︎

Spanish Highway ENGULFED in Flames from Wildfire

RESTORE YOUR PRAYER ALTAR BEFORE IT'S TOO LATE | Apostle Joshua Selman. #apostlejoshuaselman
▶︎

RESTORE YOUR PRAYER ALTAR BEFORE IT'S TOO LATE | Apostle Joshua Selman. #apostlejoshuaselman

How People Live in Bermuda | Why 60,000 People Live on a Rock with Zero Resources | 4K Travel
▶︎

How People Live in Bermuda | Why 60,000 People Live on a Rock with Zero Resources | 4K Travel

Massive Net Fishing! Smoking & Marinating Fresh Fish - صيد ضخم بالشباك! تدخين وتتبيل الأسماك الطازجة
▶︎

Massive Net Fishing! Smoking & Marinating Fresh Fish - صيد ضخم بالشباك! تدخين وتتبيل الأسماك الطازجة

TALANTA STADIUM - "CAF-BOUND AND ALMOST READY - WHAT WE SAW AT TALANTA STADIUM"
▶︎

TALANTA STADIUM - "CAF-BOUND AND ALMOST READY - WHAT WE SAW AT TALANTA STADIUM"

Immersion dans la vie d'une villageoise à Mayotte - Retour à MAYOTTE
▶︎

Immersion dans la vie d'une villageoise à Mayotte - Retour à MAYOTTE

Madagascar🇲🇬Diego Suarez (Antsiranana)🇲🇬Histoires de vie et Résilience. La vita in periferia
▶︎

Madagascar🇲🇬Diego Suarez (Antsiranana)🇲🇬Histoires de vie et Résilience. La vita in periferia

Tibetan Healing Sounds  for Mind, Body & Soul | Relaxation, Sleep & Inner Peace
▶︎

Tibetan Healing Sounds for Mind, Body & Soul | Relaxation, Sleep & Inner Peace

Draining a Wild Pond | Catching a Giant 10KG Turtle & Lots of Big Fish for the Village Market
▶︎

Draining a Wild Pond | Catching a Giant 10KG Turtle & Lots of Big Fish for the Village Market