Tantara Malagasy - ONDRY BOTRY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
ONDRY BOTRY Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Nipetraka tao amin'i Rado sy Bodo, i Mialy, zanaky ny anambavin'i Rado. Nanaovan'i Bodo toetra ratsy i Mialy, nampanaoviny asa an-trano maro tsy an-kihato : tondraka voninkazo, fividianana ireo kojakoja an-dakozia. Niezaka nanafina ny zava-nisy i Mialy na mankarary ny fony azy ny fifandraisany amin'ny Bodo ao an-trano. Nisy fotoana voatenin'i Onja fa ampanaovin'ny reniny asa be loatra i Mialy ary somary niahiahy i Rado. Noresen'i Bodo lahatra i Onja ary nanaiky ny haneho toetra ratsy amin'i Mialy... Manezaka mamorona lainga i Bodo mba handrisihana an'i Rado handroaka sy hanilika an'i Mialy. Manararaotra ny fotoana tsy maha ao an-trano an'ireo olona hipetrahany i Mialy mba hanaovany famerenan-desona. Fiainana feno fiantsarambelatsihy no niainan'i Mialy tao amin'i Bodo sy Mialy. Nandritry ny fanadinana BEPC dia niaina sedra i Mialy fa tsy nahakivy azy izany, nivaly ny fanadinana ary afaka i Mialy fa i Onja kosa tsy tafita. Nangataka ny tsy hipetraka tao amin'ny fianakavian'i Rado intsony i Mialy, rehefa voatantarany tamin'i Rado dadatoany ny zava-nisy. Tafita tamin'ny fianarana i Mialy, ary nanampy azy telo mianaka tamin'ny fitsaboana an'i Bodo izay narary izy, tsy nitana alahelo tamin'izy mianaka i Mialy. Mpanoratra : Mamenosoa Mpilalao :Synèse, Manitra, Ony Mihajanirina, Niravo Nandray feo : Tovo Razanamamonjy Mpanatontosa : Holisoa #tantara #ondrybotry #sarymihetsika

Tantara Malagasy - TODIN-DRANOMASO - (Tantara mitohy isan'andro ny RDB )ARAHO NY PEJY👍❤

Time Alone With God: Instrumental Worship & Prayer Music with Scriptures 🌿 Worship Reflections

TANTARA MALAGASY - AO AM-PO TSY MATY (Tantaran'i ACEEM RADIO) Tantara Indray Miseho

Tantara Malagasy - FITIAVAN-TENA | Tantaran'ny Radio KOLO FM

IANAO NO ANJARAKO TANTARA MALAGASY

Tantara Malagasy - NY JIOGAKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray mihaino

"ILAY TENA MAHATOKY"

Afo nandoro ny lambako - Tantara RDB RADIO DON BOSCO

LALAN'NY FAHAFATESANA (Tantaran'i ACEEM Radio) Tantara indray miseho

Sedra nampiray 👉🏻👉🏻Tantara RDB #gasyrakoto

Richard sy Rakri - Tantara VIVA Radio

ILA VÖMENA TANTARA GASY

Tantara Malagasy - MAMBOLY VOLA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Tantara Malagasy - VINANTO HAFAHAFA (Tantaran'ny Radio Madagasikara) Tantara Indray Mihaino

Takaitra Ratsy TANTARA GASY

Tantara Malagasy - FITIAVAN'IKALA MPAM'S (Tantaran'i Radio Madagasikara) Tantara Indray Mihaino

Tantara Malagasy - FANDEFERAN'I DADA - (Tantara lava ny Aceem Radio ) ARAHO NY PEJY👍❤

ILAY TENA TIA (Tantaran'ny Radio plus) Tantara Lava

Tantara malagasy - HAZAKAZAM-PAHANTRANA (Tantaran' Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

