Tantara malagasy - HAZAKAZAM-PAHANTRANA (Tantaran' Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕
Tantara malagasy - HAZAKAZAM-PAHANTRANA- Tantaran' Radio Don Bosco indray miseho NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤ -------------- 👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌 -------------- Chaine TANTARA FIHAINO ✅ / channel -------------- Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY. ------------ Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka. ------------- Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement : ✅email: [email protected] Misaotra antsika rehatra!!!

Tantara Malagasy - MIFAMPITANA (Tantaran'i ACEEM Radio) 👍❤ABONNEO NY PEJY TSIKA💕

TANTARA MALAGASY - VAIN'AFO (Tantara RADIO DON BOSCO) Tantara Lava

Tantara malagasy - FANAMBY MASINA (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Fangarom-piainana: Tantara RDB #gasyrakoto

Tantara Malagasy - I SOAMANGA (Tantaran' ACEEM Radio) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

TANTARA MALAGASY - ILAY MASONGORODONA

Tantara Malagasy - FITSAPANA (Tantaran' i RDB) ❤️

Tantara gasy: Vadin-jokiko, zandirm-badiko-- ACEEM Radio--TSY AZO AMIDY NY TANTARA #gasyrakoto

Tantara Malagasy - ZANAK'IZA? (Tantaran'ny Aceem Radio) Tantara gasy indray mihaino

Tantara malagasy - I KALA ONJA (Tantaran' ACEEM Radio) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy -NETIN'NY DITRA (TANTARA ACCEM )👍❤ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - TSINDRIMANDRY Fizarana I (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

Akohovavy maneno : Tantara gasy vaovao (Record fm) #gasyrakoto

Tantara Malagasy - TSY LOVAKO FA LOZAKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino
![FARA FITIAVANA Fizarana voalohany -Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥]](https://i.ytimg.com/vi/gjooBjBbBPs/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4AbYIgALQBYoCDAgAEAEYciBSKDIwDw==&rs=AOn4CLAkWgdQ9yk9bfdjii8kmhBSj8GGgw)
FARA FITIAVANA Fizarana voalohany -Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥]

Tantara Malagasy- Ilay tovovavy misitery

TANTARA MALAGASY - ENJEHAN'NY ERITRERINY (Tantaran'i RADIO DON BOSCO) Tantara Lava

Tantara Malagasy - ARETIN-DRATSY -(Tantara lava ny KOLO FM) ARAHO NY PEJY👍❤

Ilay Tsiambaratelo Tantara Gasy

