Tantara Malagasy - MAMBOLY VOLA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

MAMBOLY VOLA Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Tsihoarana, vehivavy tsotra mandefitra, tsy be teny, niova masiaka tato aoriana, mafy fo amin'ny havana sy ny namana, misokatra amin'ny rehetra, manana fihetse-po lalina. Ratsy fitondrana an'i Tsihoarana ny reniny, teny feno avona no ataon'ny reniny azy miaro vono. Esohin'ny reniny matetika i Tsihoarana satria hoy izy hoe tsy mety manambady fa variana amin'ny fianarana fotsiny ; manao toetra ratsy amin'i Tsihoarana koa ny anadahiny atao hoe Fidy... Mpiara-mianatra i Carole sy Tsihoarana, ary mifanampy amin'ny fianarana sy ny sakafo andavanandro. Sahirana amin'ny fiaranarana i Tsihoarana noho ny tsy fananam-bola satria tsy manome vola azy ny reniny sy ny anadahiny, i Carole no niezaka nifanampy taminy. Nandefa filazana tamin'ny radio ny renin'i Tsihoarana mba hitadiavana vady ho azy. Noroahan'i Reniny i Tsihoarana satria tsy nanaraka ny teniny. Niezaka tamin'ny fiainana i Tsihoarana ka tafita tamin'ny fiainana. Mpanoratra : Henikin'ny Kanto Mpilalao : Ony Mihajanirina, Salohy, Hanjariliva, Harlivah, Le Mec, Tahina Nantenaina Nandray feo : Tovo Razanamamony Nanatontosa : Hanjariliva #tantara #mambolyvola #sarymihetsika

Rakitra mpamosavy: Tantara gasy vaovao (Aceem Radio) #gasyrakoto #gasyrakoto
▶︎

Tantara Malagasy - ILAY ANJELY TSY NAMPOIZIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

Tantara Malagasy - LEO BE AHO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Tantara Malagasy - AMBOHIMADIZINA - (Tantaran'VIVA)❤💕ABONNEO NY PEJY TSIKA👍

Fiainana Feno Fahafatesana Tantara Malagasy

Mamboly vola (Rdb) #gasyrakoto
▶︎

Mamboly vola (Rdb) #gasyrakoto

MPAMOSAVY LAHY - Tantara Kolo fm (Tantara An'Onjam-peo) Indray Miseho

Tantara Malagasy - FATIKAMBON-DRAMASINDRANO Fizarana I -(Tantara lava ny ONJAM-PEO ) ARAHO NY PEJY👍❤

Tantara Malagasy - FANDRIKA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

TSY MATY AM PIADANANA TANTARA GASY
▶︎

TSY MATY AM PIADANANA TANTARA GASY

Tantara Malagasy - ETRAKETRAM-PITIA (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Tantara Malagasy - ILAY HAZO TOKANA fiz 1 & 2 (Tantaran'ny Radio Don Bosco)Tantara indray mihaino

Tantara Malagasy - HELOKY NY LASA (Tantara Radio Don Bosco)👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy : RAFIN-DOLO (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara Mampatahotra

Tantara Malagasy - SAMY ITODIAN'NY NATAONY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Tantara: TANALA BE— Record Fm- ⛔️TSY AZO AMIDY⛔️ #gasyrakoto

Tantara Malagasy - NAFATOTRY NY MARINA - (Tantara lava ny Radio Don Bosco  )ARAHO NY PEJY👍❤

Tantara RDB: TSAPATSAPA VAIN’AFO #gasyrakoto

Tantara Malagasy - ILAY HELOKA TSY FANTATRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

Tantara Malagasy -HAFAHAFA Fizarana I (TANTARA RDB )👍❤ARAHO NY PEJY TSIKA 💕