πππππππ - πππππ & π ππππππππ (Hivazo SamoΓ«la 2020)
Parole : Tsy maintsy hoe nifitra ihany aho β¦ tsy maintsy niala tampoka ihany aho β¦ na mamiko aza ny revinao na tsy foiko ny anilanao malala Γ΄h !!! tsy maintsy niala ilany ihany aho tsy maintsy hoe namono phone aho satria manana ny fiainako aho izay tsy iarahako aminao malala Γ΄h !!! mbola lavitra ny lalako, tsy mety koa ianao bahanako haiko fa tsy ianao no anjarako na dia revenβny ratsam-batako aleo mihitsy ianao tsy hateriko fa sao ho neniko ny teniko tsy te- hahita ny ranomasonao sy mety ho hatezeranao Refrain : mandeha ny mandeha izay kaontiny dia vidiny sao raparapa tsy fidiny sao bevohoka tsy fidiny tampotapoka eo dia tsy hita aho fa raha mijanona aho dia raikitra ao tamana fary mamy be ao tsy te - hamalona fandriana ao aho, malala Γ΄h tsy maintsy hoe nipitsika aho efa dify, tsy any intsony aho satria manana ketrika aho Izay tsy iraisako aminao malala Γ΄h ! ianao haiko fa tsy ho namako sendra teo, dia mba niondanako nifanojo zotra tamiko pelipelika, ka laniko nahita tsirony aho ; ka satriko manan-tompo, fa nindramiko fa ankehitriny ianao adaboko bonne chance, dia mazotoa Tonony sy feony : SamoΓ«la RASOLOFONIAINA

Deux Voix Deux Guitares by Dama & Erick Manana (Full Album - Audio)

Kofa tia

19 juillet 2026

"TSY MISY ROIROY" - MADA feat MARGHE THE VOICE 2021 & David HENRY

ππππ & ππππππ - πππ π πππ (HIVAZO SAMOΓLA 2020)

Β΄Zay - Anontanio Azy (Acoustique), Valiha Studio 2026

Farao - Raha avelanao ( NouveautΓ© clip gasy 2023)

ππππππ - ππππ (HIVAZO SAMOELA 2020)

Any Ho Any - Reko Band

TSOTA - TSY TAZANA (Official Video 2026)

SAMOELA & MANOU - MALALA (Live ZARA-REVY - Stade Malacam 2025)

HAFA MIHITSY | REKO

Za fa tsy afaky - Princia ( Cover by Ravaka )

Ampindramo - Mika sy Davis

SAMY MBOLA HAFA 2 0 - 'ZAY & TOVO J'HAY CLIP OFFICIEL

HAFANANA - Nate Tex Β©2024

Tsy maintsy tongako any - Orchestre Zandry Mozika

Tsanta feat Njara Marcel - TANTARAM-PITIAVANA (Lyrics)

Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)

