饾悜饾悗饾悏饾悗 & 饾悓饾悁饾悓饾悎饾悕饾悁 - 饾悐饾悗饾悈饾悁 饾悡饾悎饾悁 (HIVAZO SAMO脣LA 2020)

K脭FA TIA Isan鈥檕ra, isa-minitra aho Mba mandinika ny fanaon鈥檔y olona De nahatsapa fa : Izay miara-droa de mifanankim-po Efa hita tamin鈥檔y TV sy vid茅o Gazety sy radio Fa ity fiainana ity Tsy milay raha tsy misy fitia 鈥榋any vady 鈥榸any ! Na aiza na aiza eto ambonin鈥檔y tany ! Fitiavana no dikan鈥檌zany! Hasambarana ! Tsiky sy tambitamby Hafaliana sy sangisangy Ny roa no tsy mba toy izany Fa soamaravo teny ihany ! Isan鈥檃ndininy : Satria ny revinao dia ny mifamaly Ary isan鈥檃ndro aho no miaritra izany Mba miezaka aho ny manihany Fa ianao misafoaka hatrany Mandinika ny tokony atao aho Sao mba lerany izao Tsy aleo ve re asiana an鈥檌zany sao ho antotra eto ihany Lazainao fa tianao aho ! Tia ahy ianao ! 鈥楲ay zaho mitomany no tianao sa 鈥榣ay zaho mitalaho ??? Marina fa tena tia anao aho ! Tia ano aho ! Nefa rehefa misy an鈥檌zany ! De mba voatsindrona ihany Marina fa tena tia anao aho ! tia anao aho ! Nefa rehefa misy an鈥檌zany ! Mahatsiaro voadona ihany Izay no nahatonga ahy saika hilako an-dry ! Satria ianao toa tsy mamaly fitia Raha toa tsy k么py aho angamba dia tany Soa ihany tsy izany ! Soa ihany aho fa d么zy ! Tonony sy feony : Samo毛la RASOLOFONIAINA Raki-peo : BANDY AKAMA ( DO SOL 2004 )