IZAY MINO SY MATOKY Auteur/Compositeur: Solo Arjhon/Chœur : NY ONJA

👉👉   • MOFO MADIO TSY MISY LALIVAY Tonony/feo Mom...   IZAY MINO SY MATOKY Izay mino sy matoky ny fitiavany dia miaina tsy amin-drofy sy tena havany fa izy no mpandresy hitondra hery vao miaro sy manefy mitantana anao Matokia ianao fa jesoa no hany tokinao na faly ianao na ory dia tiany hatrizao Mananjara ianao fa Jesoa no hampandroso anao ho ao an_tranon_dRay rehefa hiala ety rahatrizay Koa meteza ianao fa Jesoa no mpanasitrana ny aretina aman_drofy mahazo ny fonao Manantona ianao fa Jesoa no mpanome fitia mpamafa ranomaso mpampody izay nania taminy Ref: ... Mandefera ianao fa Jesoa dia Ray mpampakatra hanandratra ho avo ny voninahitrao Mivonóna ianao fa Jesoa ho avy tampoka tsy ampoizinao akory tsy mampiomana mialoha.