Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy
FITORIANA AN-KIRA lehibe ataon’ny Antoko Mpihira TANORA MASINA Itaosy ao amin’ny PALAIS DES SPORTS Mahamasina ny Alahady 03 Jolay 2016 amin’ny 2 ora tolakandro. Ivon’ny fankalazàna ny faha-25 taonan'ny nijoroan'ny Antoko Mpihira TANORA MASINA Itaosy io koa manasa antsika mpianakavin’ny finoana rehetra fa hifampizara fifaliana sy hifampahery amintsika mandritra ny adiny 4 izahay amin’izany. Ho hitanao ao avokoa ireo Raki-kira efa navoakan’ny TANORA MASINA Itaosy hatramin’izay, indrindra fa ny vokatra farany dia ny CD Audio volume 8 "AHY JESOSY" sy ny DVD spécial 25ème anniversaire ary ny bokin-kira miaraka aminy. Toerana ahitana ny valopy fanasàna amin’ny vidiny 1 000Ar sy ny karatra famandrihan-toerana : Radio RTF Ambatovinaky Librairie Loterana Select Hotel Analakely Magasin Motul Behoririka (ampitan'ny station GALANA) FLM Ambohimasina Itaosy (Terminus 133 Cité) Tsena Zina (Tohatohabato Antaninarenina) Design Auto (Ankorondrano) ary any amin'ireo mpikambana Tanora Masina Itaosy rehetra. Dia manantena ny fahatongavanao ho voninahitry ny Tompontsika

Pr Jean Luc: TRATRA ny LAINGAN'ireo mpiambina an'i SITENY tao @FITSARANA...MEURTRE DE JJ RABENIRINA❗

AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)

NY AINGA : Meilleurs Musiques de NY AINGA en Audio

KTLM PARIS - Tefeo ny foko (Karmela cover) (clip officiel)

MPAMAFY AN’I KRISTY: Mankasitraka

NY VAOVAO LIVE DU 10 JUIN 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

EN DIRECT JOUNAL TOUT AYISYEN KONEKTE 11 JUIN 2026 / FOUCO

Mamelà ny nosinay (Clip) - Tanora Masina Itaosy

Dia ilay fitia (Honoré feat Bakomanga) Dec 2017

Syntia: AFERA RATSY sy ny MARINA momba ny raharaha J.J RABENIRINA ankehitriny❗

KT Ambatovinaky FIKIRO MAFY

TORITENY ALAHADY 07 JONA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

🎼🎧🙏FIDERANA VARIETES EVANGELIQUE 2025(EDITION 11) (Rija Ras-Revival-TDL-Shine -NyAvo-Henika-PépéShN)

Tantara malagasy - RAHA HANADINO AHO (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

TSY FITENY MENDRIKA AVOAKAN'NY FILOHA NY ANDRIMPANJAKANA NO NATAON'I SITENY ( PAN )

Mifohaza - Tanora Masina Itaosy (feat Ampifitia et Hosana Ambohijatovo Fitiavana)

Nandao Anao ela aho, Raiko ô! (FFPM 417) (IA cover) by @ofisialyia

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

