Koto Lilahimahitsoambo tsy ampy solaitra mpamadika an'i Jesosy Kristy

Koto Lilahimahitsoambo. Noheverina fa ray aman-dreny feno fahendrena sy manam-pahaizana ary mahalala fomba sy matahotra an'Andriamanitra . SSSssss. Vao nihevitra fa tafita dia nanondrana. Eo amin'ny fotoana tsy ampoizina tokoa no tena niala ny saro-tavan'ireo miseho lalin-tsaina nefa ay tena tsy ampy solaitra ka mora mivadika. Eto moa dia ny finoanan'ny fahazazany no nivadiany tanteraka ka tena mirediredy fahatany sisa. Ry mionona amin'ny facebook no mety voajonona fa raha tena mitady ao amin'ny Internet dia sarona ny adalan'ity olona avy any Anosibe an'Ala ity, miasa amina hotely any Suisse dia manaratsy ny mpiray tanindrazana sy miseho mpanome lesona. Indray mipi-maso anefa dia ho avy hitsena azy rafahafatesana ary tsy hampilaza. Tsy hanam-potoana hibebahana, araka ny nolazainy tamboaloan'ity video ity.