Tantara Malagasy - NOFY TANTERAKA (Tantaran'i ACEEM Radio) 👍❤ABONNEO NY PEJY TSIKA💕
Tantara Malagasy - NOFY TANTERAKA - Tantaran'i ACEEM Radio indray miseho NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤ -------------- 👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌 -------------- Chaine TANTARA FIHAINO ✅ / channel -------------- Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY. ------------ Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka. ------------- Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement : ✅email: [email protected] Misaotra antsika rehatra!!! --------- Abonnez-vous à notre chaîne sur YouTube ! Merci

Tantara Malagasy - HITSAKA VALIN -KITSAKA (Tantara RDB)👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕

Ny Tantara Malagasy - NAHITA LATSAKA - Aceem Radio

Tantara malagasy - ANTSO MAMATON' ALINA(Tantaran' Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara gasy : NY DITRA TSY MAHARESY FITIAVANA 1/2— Tantara RDB #gasyrakoto

Tantara malagasy -SOLAFAKA (Tantara ny RECORD FM )👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - DIDY MIAFINA (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

Tantara Malagasy - ARETIM-PO TADIAVINA (Tantaran'ny KOLO FM)Tantara Indray Mihaino

Tantara malagasy - SIVANABE (Tantaran' RDB) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - TSY ITOERAN-DAHY - (Tantara lava ny Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤

Tantara Malagasy - SAMY ITODIAN'NY NATAONY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Tantara Malagasy - TAHOTRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

Tantara Malagasy - TY SY NDAY - (Tantara lava ny Aceem Radio ) ARAHO NY PEJY👍❤

TAHIRIM-PITIA- Tantara Malagasy ( Tantara RDB)

Tantara Malagasy - BOTA SY DEM (Tantaran'i Aceem) 👍ABONNEZ VOUS❤

Efa zatra mialangalana: Tantara Aceem Radio #gasyrakoto

Tantara malagasy - RAHA HANADINO AHO (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - IANAO NO ANJARAKO -(Tantara lava ny ONJAM-PEO ) ARAHO NY PEJY👍❤

Iza ary aho! Tantara malagasy RDB radio

Tantara gasy: AVOTR'AINA--Tantara RDB-- TSY AZO AMIDY #gasyrakoto

