Tarika Noely - "Araraoty"

Fa mahasambatra tokoa ny manome noho ny mandray, Ary ataovy amin'ny fo, aza atao ala safay ho fandatsana indray. Fa ny maty manao soa, tsarovana tokoa ary ho mandrakizay.