ILAY VEHIVAVY NOMENAO AHY , ILAY BIBILAVA ( Nouveauté gasy 2026 )

🟥🟥🟥 GOUVERNANCE PAR FACEBOOK ( NEW STYLE ) Inona no tena marina ??? Efa nofohanana tokoa vé araka ny tenin'i PRRM ( hono ) ny Tvm sa miandry ny vote ataon'ny assemblée nationale ho réviser an'izany ?? Iza no tompon'ny teny farany ny PRRM sa PAN ??? Fa ny azo antoka aloha dia nohon'ny réaction mahery vaikan'ny vahoaka dia mifandrombaka samy te ho RÔLE TE HAHAZO NY FON'NY VAHOAKA NA NY PAN NA NY PRRM Ary samy te hisalotra ny titre MESSIE POPULAIRE ( alefaaaaa inona indray ny manaraka ??? ) Ny azo antoka dia Mbola REPORT DE L'ÉCHÉANCE DE PAIEMENT INITIALEMENT FIXÉ AU 15 JUILLET 2026 . UNE NOUVELLE DATE SERA COMMUNIQUÉE PROCHAINEMENT. UNE PROROGATION JUSQU'À FIN 2026 EST MÊME ENVISAGÉE hoy ny directeur de la législation fiscale ( FA TSY FANAFOHANANA )