MANKANESA ATY AMIKO. Hira noforonin'i Paul Ramilison

Hira izay notanterahan'ny Antoko Mpihira "NY FEO MAMATONALINA" nandritra ny Fanokafana ny Fankalazana an'Andriamanitra noho ny nahatrarana ny faha-75 taonan'ity Antoko Mpihira ity ny Alahady 10 Martsa 2024 tao amin'ny FJKM Tranovato Ambatonakanga. Hira fanao amin'ny vanim-potoana'ny Paska