Voninahitra - Ny Feon'ny Fiadanana

Lohateny : Voninahitra Mpihira : Ny Feon'ny Fiadanana Mpitarika : Rasamimanana Toky Mpitendry : Rakotoarisoa Harisandratana Fanambinantsoa - Rakotondrazafy Toky Mahenina Tonony sy feony : G.F. Heandel. Narindra sy nadikan'i Lucien Emmanuel Randrianarivelo ho amin'ny teny Malagasy, notsongaina avy tamin'ny sangan'asan'i HG.F. Heandel : « The Messiah » Nohiraina nandritra ny kaonseritra Zoma Masina notontosaina ny 29 martsa 2024 #NFF #NyFeonNyFiadanana