Aza matahotra - Johary sy Malala FELANIARY

"Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho" Isaia 41:10