Fa Angaha - Felaniary sy Lilie - Clip officiel
Fa angaha Fa angaha moa fantatrao ny amiko Fa angaha koa hainao ny tantarako Mba fantatrao ve izay ho tanjoko No avy hatrany dia noraisinao Nanorotoro sy nambabo anao Notehirizinao tam-ponao tao Ilay fitia izay nomeko anao Raha tianao ho fantatrany marina Momba ny fitia izay natolotrao Niniako tsy mba nofantarina Ny momba anao sy izay tantaranao Ny avy hatrany dia nanaitra ahy Ny masonao izay mibanjina ahy No nahababo ahy Fa tiako fotsiny tsisy hoe nahoana Tsy mila fanazavana, tsy nangalako fotoana Ny tena fahasambarako dia efa fantatrao ihany Dia ny ho eo akaikinao hatrany Tsy mila hadihadiana, tsy asiana fanontaniana Izaho efa tia, ianao koa tia ahy Raha tianao ho fantatrany marina Momba ny fitia izay natolotrao Niniako tsy mba nofantarina Ny momba anao sy izay tantaranao Ny avy hatrany dia nanaitra ahy Ny masonao izay mibanjina ahy No nahababo ahy Ianao sy ny momba anao rehetra Na tsy lazaina aza dia efa fantatro Fa tiako fotsiny tsisy hoe nahoana Tsy mila fanazavana, tsy nangalako fotoana Ny tena fahasambarako dia efa fantatrao ihany Dia ny ho eo akaikinao hatrany Fa tiako fotsiny tsisy hoe nahoana Tsy mila fanazavana, tsy nangalako fotoana Ny tena fahasambarako dia efa fantatrao ihany Dia ny ho eo akaikinao hatrany Tsy mila hadihadiana, tsy asiana fanontaniana Izaho efa tia, ianao koa tia ahy

Felaniary - Tiako ianao

tanan'i Mama

Ho tia- Felaniary

Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

VOAHANGY "Ny Vadiko"

REHEFA TIA (Ny Nanahary) - LES TALENTA

LALAN-DAVITRA _ Zah'MTF_réalisé par Steve Meyer

Clip Haingo Veloma ianao

Tsy maintsy tongako any - Orchestre Zandry Mozika

Tanjona Randrianarivelo - Iray Vera sisa (Official Video)

Fa inoko ianao (Lalaina & Lilie)

Areheto ny jiro SLKM Moria Itaosy

Ny Itiavako Anao - Bessa & Lola

HENIKA - iZAHO MAHALALA 2024

Bodo & Poopy - Medley

Les "Adeline" - Tsy hamela irery (Tononkira)

ZOPANAGE - Namana

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

NIRINA SY LIVA Fitia sahala

