Toriteny- Alahady 01 May 2022
"Manavao ny Fanahy Masina" Nitondra ny hafatra: RASOLOFO Harinantenaina- Mpitandrina Mpanampy Andinin-tSoratra Masina nangalana ny hafatra: Titosy 3 : 3 - 7 Fa isika koa dia adala fahiny, tsy nanaiky, voafitaka, dia andevon'ny filàna sy ny fahafinaretana maro, ary velona teo amin'ny lolompo sy ny fialonana, sady hala no nifankahala. Fa rehefa niseho ny fahamoram-panahin'Andriamanitra, Mpamonjy antsika, sy ny fitiavany ny olona, dia tsy avy tamin'ny asa amin'ny fahamarinana izay nataontsika, fa araka ny famindrampo kosa no namonjeny antsika, tamin'ny fanasan'ny fiterahana indray sy ny fanavaozan'ny Fanahy Masina, Izay naidiny betsaka tamintsika tamin'ny alalan'i Jesoa Kristy, Mpamonjy antsika, mba hohamarinina amin'ny fahasoavany isika ka ho tonga mpandova araka ny fanantenana ny fiainana mandrakizay.

TORITENY ALAHADY 21 JONA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

Pr Jean Luc: Nanome HAFATRA momba an'i NAROVANA ILAY NAMONO TENA sy ny RAY AMAN-DRENY❗

Toriteny Pasteur Pasteur Hery Tiana 04 Febroary 2026 ok

MOFONAINA 25 APRILY 2025 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Toriteny Pentekosta 2026 | Jaona 15: 01-11 | Pasteur Edison Randriamalala

Alahady, faha-07 Jona 2026

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Toriteny Alahady 03 Mey 2026

TRATRA I RA-PETSAMBAVA SY FIKA MASISONY KA MENATRA ( Nouveauté gasy 2025 )

TORITENY ALAHADY 14 JONA 2026 , FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

Toriteny Alahady 19 Aprily 2026

01 NOVAMBRA 2025 : FISINTONAN'NY ANKIZY SY TANORA

Toriteny noravahana hira - Alahady 14 Jona 2026

Toriteny Alahady 29 Martsa 2026

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

13 Lahateny 3 Past RANDRIANIRINA Solofoson Gilbert

RA PETSAMBAVA TSY HANAKORONTANA

God Says:"TAKE THIS MESSAGE SERIOUSLY, BECAUSE ONLY YOU ARE SEEING IT"/God Message Now/God Message

Fanomanam-panahy Alahady 24 martsa 24 /

