TRATRA I RA-PETSAMBAVA SY FIKA MASISONY KA MENATRA ( Nouveauté gasy 2025 )

REHEFA NIPARITAKA NY FEON'NY RAPETSAMBAVA IZAY MILAZA HANAKORONTANA INY DIA TRAINGO RALEHILAHY , ARY NENATRA KA MODY NITONDRA VALINKAFATRA HONO . HOY RA-PETSAMBAVA HOE Valinkafatra mikasika ilay hoe: lasa mpampihorohoro aho ! Henoy sy jereo hatramin'ny farany ! Madagasikara an'ny Malagasy . FA EFA TSY CREDIBLE INTSONY ANAO HOY SASANY IZAY MANEHO NY HEVITRA SATRIA NY FIKANAO DIA TSY FITIAVAN-TANINDRAZANA FA FITIAVAN-TSEZA HOY IREO MARO IZAY NANEHO HEVITRA .