Ankalazao ny Zanahary Ray_(Sal. 135)_Hira Katolika Malagasy

Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy Ankalazao ny Zanahary Ray (Sal. 135) 1 Ankalazao ny Zanahary Ray, Mandrakizay ny fitiavany. Ankalazao ny Tompo Tsitoha, Mandrakizay ny fitiavany. Ankalazao Andriamanitra, Mandrakizay ny fitiavany. 2 Izy nanao zava-mahagaga... Izy nanao 'rony lanitra... Ary ny tany midadasika... 3 Izy nahary ireo fanilo be... Ny masoandro amam-bolana... Ary ny kintana alinalina... 4 Izy namonjy ny vahoakany... Israely tany Ejipta re... Izy nanao zava-dehibe... 5 Onja mahery, ranomasimbe... Indro vohàny mba ho lalana... Afa-mandalo ny vahoakany... 6 Ka noreseny ireny mpankahala... I Faraôna sy ny tafiny... Ôga mpanjaka sy ny Amôreana... 7 Izy nitondra ny vahoakany... Namakivaky tany efitra... Ho amin'ilay tanindrazana... 8 Fa ny Ray mahatsiaro antsika... Izy mijery sy mangoraka... Izy miaro ny madinika... 9 Ny fahavalo hofongorany... Ny manana aina hofahanany... Ankalazao Andriamanitra...