MANANA FONENANA MTS MANANA FONENANA

Mandalo ny eto an-tany, tsy azo ianteherana, tsy azo itarafana ny ho avy. Manana fonenana mandrakizay kosa izay mino sy matoky ka nandray an'i Jesosy.