ANTSAN KIRA FIDERANA 'EKIPA FARA ANDRIAMAMONJY'

Ny "Fanantenana ho anao" dia faly manasa anao hanaraka sy hihaino ny AMBOARAN-KIRA FIDERANA hiarahana amin'ny EKIPA FARA ANDRIAMAMONJY Ao amin'ny pejy Facebook n'ny FANANTENANA HO ANAO sy eto amin'ny Youtube ity no anarahanao izany. Mahazahoa hery ary tompoko eo ampanarahana izany.