29 MARTSA - 29 März - 29 Mars - 29 March | KTKB Edena Vaovao Morondava | A/C Eugène Ramanankoraisina

29 Martsa A/C: Eugène Ramanankoraisina Hira nohirain'ny Antoko mpihira KTKB Edena Vaovao, indrindra ho fahatsiarovana ny 29 Martsa 1947, tao amin'ny FLM Andakabe Morondava ny 29. Martsa 2026.