Noely Fahaterahana_Vetson'i Fianara
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy Avy e Añao, Jesoa, namangy anay atoy; Tsa nifidy tany hidirana, fa havanay aby tokoa. Tompo Andrianañahary Añao, Feny... nañeky hitovy aminay. Saove... nañeky hanompo, Mba hanandratsa anay mpanota. Ny voninahitsa e izao ho an'Andrianañahary e, (Gloria, Gloria, Gloria) Eko atsika olo tiàny: hampanjaka ny fiadañana. 1 Izao ro "andro Fahaterahana": Nahaterahan'ny tena Aiña. Tsa misy koa ny tahotsy ny herin'ny maty e; Faly añay (e) fa manaña Anao mandrakizay! (inefatra) 2 Izao no fahaterahan'ny Hafaleana, Hafaleana ho an-dRaolombeloña. Ny mpanota nahazo fañatiñana e; Añay (e) matoky fa ho mpandresy! (inefatra) 3 Izao ro fahaterahan'ny Hazavana, Hazavana manila amin'ny maiziña. Mampitraka ireo misotry sy mamoy fo e; Añao ro herinay, "hamaito" ny onjam-piaiñana! (inefatra)

Everyone feared the millionaire's mother – until a waitress silenced them.

Masina Maria reninay e,Maminay ianao_Vazon'ny Lanitra Ambilobe_Hira Katolika Malagasy

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Pr Jean Luc: MANAO izay hoafany ingahy SITENY manakarama COMPTE FAKO hamingavingana ahy❗

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

Mamela heloka isan'andro

The Second Coming: What You MUST Do to Be Ready

Dating magkasintahan muling nagkita makalipas ang sampong taon. May second chance pa kaya

Avia ry Fanahy Masina ô HIRA KATOLIKA It's Nathie

Ny vato natsipin'ny mpanorin- trano_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

50 Most Beautiful Hymns about Jesus 🎶 Harp 🎶 NO REPEATS

'Reo tsy mahalala anao e Antsa katolika

Ô ry Tompo tia anay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'

Alaivonà (tsy namiagana tsifoefoe)-Andrii Njak Video Lyrics

Izay mandao_NY AINGA_Hira Katolika Malagasy

Medley Hira Fisaorana

