Zavatra 3 mila fehezina

#tsog #tutosongasy Amiko tena ilainao ny mamehy ireto zavatra 3 lazaiko anao ireto raha te handeha lavitra amin'ny fikirakirana SON sy ny manodidina azy ianao eny fa mpitendry tsotra fotsiny aza : 3- Ireo karazana effets z 2- Ny chaîne 1- Ny Enveloppe Efa sady omeko ohatra ianareo no azavaiko fohifohy hahazoanao azy fa raha manana fanontaniana dia apetrao eo amin'ny commentaire.