Latence raha mampiasa plugin ?

✅ Fa tena ilaina tokoa ve ny plugins Waves amin'ny live ? ✅ Ahoana no tena fomba ahafantarana ny latence en direct raha ampiasa plugin ao anaty ordinateur en live ? ✅ Resaka cartes d'extension amin'ny consoles 👉 Ireo fanontaniana rehetra ireo dia valiako ato daholo sady mazava tsara. Aza adino ny mijery ny vidéo miresaka ny protocol satria manampy anao izany hahazo tsara ny resaka eto. 🔗    • Ireo protocol ampiasain'ny console ankehit...   Ianao ve efa mampiasa waves koa ? Efa nampiasa en Live ve ? Raha misy tianao ho fantatra na vidéo tianao hataoko dia lazao ao amin'ny commentaire __________________________________________________________ Chapitres: ‣ 00:00 Introduction ‣ 00:13 Console numérique ‣ 01:49 Traitement sy latence ‣ 05:22 Waves SupeRack ‣ 06:26 Cartes d'extension Waves, Dante, Madi, ... ‣ 09:11 via Dante DVS : Dante Virtual SoundCard ‣ 11:13 Fa maninona no ampiasaina ilay Waves ? ‣ 12:30 Hafatra ho anao __________________________________________________________ 🔗 Liens 🎬 youtube :    / @tutosongasy   📷 instagram :   / tutosongasy   🙋🏽‍♂️ personnel :   / hadja_prime   🌍 facebook :   / tutosongasy   📩 email : [email protected] #tuto #tutosongasy #malagasy #behringerwing