FA TIAKO - Groupe Fanasina Hir'Aina (Lyrics)
💗FA TIAKO - Groupe Fanasina Hir'Aina💗 (Lyrics) Ny fiainako atokako ho Anao Ry Ray Mpamorona izao tontolo izao Ô raiso ka hanjakao ho voninahitr'ilay Anaranao Na dia marevaka tokoa izao tontolo izao Dia tsy mba mety ahasarika ahy hiala Aminao... Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao 'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray Ny fiainako dia indro tonga vaovao voaravak’ilay fahasoavanao Faniriako ny akaikinao Hahita hatrany 'lay fahalehibeazanao Hanandratra ny Anaranao Sy mankamamy koa ny hasoavanao Na dia marevaka tokoa izao tontolo izao Dia tsy mba mety ahasarika ahy hiala Aminao... Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao 'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray Ny fiainako dia indro tonga vaovao voaravak’ilay fahasoavanao Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao 'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray Ny fiainako dia indro tonga vaovao voaravak’ilay fahasoavanao Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao 'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray Ny fiainako dia indro tonga vaovao voaravak’ilay fahasoavanao Fahasoavanao... 🌈 #LyricsbyKalo

Antsam-piderana Fanasina Hir'Aina

Best Morning Worship Songs 2026 ✨ Best Christian Worship Songs For Quiet Time, Hillsong Worship

Akaiky mpamonjy FANASINA

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

RAHA AO AM-POKO - Groupe Fanasina Hir'Aina (Lyrics)

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

"𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐋𝐎𝐀𝐓𝐑𝐀" - Groupe HIR'AINA

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Joseph d'Af - Fanotronany (Tononkira)

🎼🎧🙏MEDLEY FIDERANA GOSPEL ÉVANGÉLIQUE EDITION 10(TGC-GMMC-JAWS BAND-SINGERS OF JESUS-TANORA IN FAITH

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE SAMBATRA'

HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church

Harenako Lova Miampita Toamasina

Tsy resy tsy miady | Narindra • Anicet | Hira Fiderana Malagasy

Hira Fiderana Medley Adoration 2025

Groupe HIR'AINA - Ny TANINDRAZANAY

HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY

Fanasina - Aza mitomany

FMC- Antsan-kira Fiderana Billy

