FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)
๐FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina๐ (Lyrics) Fatratra loatra raha ny fitiavanao Ry Jesosy Tompoko Famindram-po ts'hita lany no natolotrao Hotinafiko Fahafatesana no miandry ahy Afo mandevona koa Fa ny tร nanao mahery no nisarika ahy Mba ho velona Rendrika aho tanatin'ny adalana Ditra no nameno ny fo Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Rendrika aho tanatin'ny adalana Ditra no nameno ny fo Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Ny fifaliana sy ny fiadanam-po Lova natolotrao ahy Fiainana mandrakizay no nomaninao Hovantaniko Rendrika aho tanatin'ny adalana Ditra no nameno ny fo Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Rendrika aho tanatin'ny adalana Ditra no nameno ny fo Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Ka nanangana ahy mba ho zanakao ๐ #LyricsbyKalo

"๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐" - Groupe HIR'AINA

Marka 16: 15 - Sarotra Fantarina ny lร lan'Andriamanitra fa izao ihany: Matokia Azy

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

RAHA AO AM-POKO - Groupe Fanasina Hir'Aina (Lyrics)

Mamela heloka isan'andro

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

ETO AN-DALANA - Lova Miampita Toamasina - (Lyrics)

TADIDIKO - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

VAVAKA - Hanitr'i Kristy (Lyrics)

Maria tokiko_Ny AINGA_Hira Katolika Malagasy

๐ผ๐ง๐ MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

FANAFA - FON'DRENY ๐๐๐๐๐

Moa ve Jeso dia mihevitra ?

EFA NITSANGANA IZY - Groupe Lalao (Lyrics)

Zah MTF - Misafotofoto (Tononkira)

NY FANANTENAKO - Ranomasina Fitaratra Itaosy (RFI)

FITIA SAFONONOKA - FANAFA Fanaky ny Famindram-po (Lyrics)

Groupe Ny Avo - Voady - Clip Malagasy Evangรฉlique Nouveautรฉ 2018

Voix de la Jeunesse Raha Toa Mikitroka Clip officiel 2019

