NJAKATIANA - Antsika Jiaby [SMK OBUS SCHOOL SHOW - 15 JUIN 2025]
😎 SMK Obus School SHOW 2025 ✔ ⭕ Ity seho ity no iray amin'ireo fotoana tsy hay hadinoina indrindra nandritra ny SMK OBUS SCHOOL SHOW, izay notanterahina tao amin'ny PALAIS DES SPORTS Mahamasina ny 15 Jona 2025. 🤩 Ny tena nanome lanja sy nahatonga azy ho miavaka dia tsy #DANSE_URBAINE no natao fa #DIHY_MALAGASY avy amin'ny faritra maro eto Madagasikara. Ao ihany koa ny fahitana ireo mpianatra rehetra izay mihisa 350 mahery niara-nandray anjara teo an-tsehatra, nanomboka tamin'ny zandriny indrindra ka hatramin'ny zokiny indrindra. Fotoana iray nampiseho firaisankina, fahavononana ary fitiavana ny zavakanto izany. 💪 Tsy mora ny lalana nodiavina. Fohy ny fotoana niarahana nikotrana ary sarotra ny nampifanaraka ireo mpianatra rehetra. Kanefa, rehefa tonga ny fotoana lehibe, samy nanao izay farany vitany ny tsirairay. Hita teo amin'ny sehatra ny ezaka, ny faharetana ary ny fo natolotry ny mpianatra rehetra, ka nahatonga ilay fampisehoana ho tena nahafinaritra sy nampihetsi-po. 🔥 Ity hetsika tao amin'ny PALAIS DES SPORTS ity no hetsika lehibe indrindra nokarakarain'ny sekoly hatramin'izay. Mihoatra noho ny fampisehoana tsotra anefa izy io; mariky ny fitokisana sy ny fanohanana nomen'ireo Ray aman-dReny, ireo mpiara-miasa ary ireo rehetra nino sy niara-nisalahy tamin'ny dian'ny SMK Obus School. 🙏 Koa fisaorana lehibe sy avy amin'ny fo no atolotra anareo rehetra. Ny fahombiazan'ity hetsika ity dia vokatry ny fiaraha-mientana sy ny fanohanana tsy nitsahatra avy aminareo. ❤️ Ary fisaorana manokana ho an'i NJAKATIANA izay nanaiky niara-niasa tamin'ny sekoly tamin'ity hetsika ity. . . 📝 Misokatra ny fisoratana anarana ho an'ireo izay maniry ny hianatra na hampiditra ny zanany ato aminay. 📲💻 Manasa anao ary ihiditra Whatsapp ao amin'ny 034 05 101 70 #MOTIVATED & #STRONG #WORK_HARD & #BE_PATIENT . . © WORK It Company I Manakoako
![LJO - Vady [SMK OBUS SCHOOL SHOW - 15 JUIN 2025]](https://i.ytimg.com/vi/VwjaDzuCepc/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYciBCKFwwDw==&rs=AOn4CLD0pbIbCY75EeNLIOo0jx5PE8lzzQ)
LJO - Vady [SMK OBUS SCHOOL SHOW - 15 JUIN 2025]
![France vs Ivory Coast 1-2- HL & GoaIs - 2026 [4K 60FPS]](https://i.ytimg.com/vi/xSZHKw187R0/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLDIoj8-8Gf8lXps48XZyOmuMhu77w)
France vs Ivory Coast 1-2- HL & GoaIs - 2026 [4K 60FPS]

Mofonaina isan'andro anio Zoma 12 Jona 2026. #FJKM_Ambohitantely

Afrobeat Manifestation Music ✨ Positive Vibes — All Good Things Are Here for Me Now
![Madmax - SMK OBUS SCHOOL SHOW (26.01.2025) [Extrait]](https://i.ytimg.com/vi/nZvumq9O1_Q/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYOyArKH8wDw==&rs=AOn4CLDdMDqqn3zbGaprhC2oyTH--Drxbw)
Madmax - SMK OBUS SCHOOL SHOW (26.01.2025) [Extrait]

Beautiful Relaxing Music - Stop Overthinking, Stress Relief Music, Sleep Music, Calming Music #242

Phil Collins the best all time

Retro Sunset - 1 HOUR / 60 FPS / 4K / Royality Free / Free Download / No Credits Needed

Bolida & Tsiky - SODAPOP (22.07.2025) SMK OBUS SCHOOL 'S.O.S'

The Match That Made Brazilians Hate Germany

Jacob Collier Improvises With Orchestra (Live in San Francisco)

The French Do Not Care About Work

Waka Waka - Esto es Africa (sub. español + lyrics) Canción Oficial de la Copa Mundial Sudáfrica 2010

Vintage Coastal Art For Your TV | Vintage Art Screensaver for TV | Beach Art | Vintage Art Slideshow

Südkorea – Tschechien Highlights | Gruppe A, FIFA WM 2026 | sportstudio

SAIKA HANDORO NY COMMISSARIATS, NY MANANA NY RARINY INDRAY NO MIGADRA ( Nouveauté gasy 2026 )

SO GOOD they got Bruno's Golden Buzzer MID-PERFORMANCE | Auditions | BGT 2023
![SMK OBUS SCHOOL SHOW - Before The Show (with The Jackson Boys - Mada) [15 JUNE 2026] MADAGASCAR](https://i.ytimg.com/vi/6_-znd7n6Xk/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYciBGKEQwDw==&rs=AOn4CLC9Luuc8ffvmSx_CD6__CPgWVVAAQ)
SMK OBUS SCHOOL SHOW - Before The Show (with The Jackson Boys - Mada) [15 JUNE 2026] MADAGASCAR

Cuban Morning Café ☕ | Feel the Havana Breeze — Son Cubano Music

