LJO - Vady [SMK OBUS SCHOOL SHOW - 15 JUIN 2025]
😎 SMK Obus School SHOW - 2025 ✔ 🏦 PALAIS DES SPORTS - MAHAMASINA (15 JUIN 2025) ⭕️ Tena niavaka ity hetsika ity satria samy nahazo fahafahana niaina nofinofy ny ankamaroan'ireo ankizy, na ny kely na ny lehibe, tamin'ny fiakarana an-tsehatra sy ny fiarahana tamin'ny mpanakanto malaza. Ho an'ny maro tamin'izy ireo dia fahatsiarovana sarobidy hitondra aingam-panahy mandritra ny androm-piainany izany 🙏 Mankasitraka ny Ray aman-dReny rehetra noho ny fitokisana sy ny fanohanana tsy tapaka omenareo ny zanakareo sy ny sekoly. Ireo tsiky, hafaliana ary fahombiazana hita teny an-tsehatra dia vokatry ny fiaraha-mientan'ny rehetra. Misaotra ihany koa ireo mpiara-miasa sy ny ekipa rehetra izay nandray anjara tamin'ny fanomanana sy fanatanterahana ity hetsika lehibe ity. 😎 Ary farany, fisaorana feno fankasitrahana no atolotra an'i #LJO izay nanaiky niara-niasa tamin'ny sekoly, nizara fotoana sarobidy tamin'ireo mpianatra ary nanome azy ireo fahafahana niakatra an-tsehatra niaraka taminy. Nampisy tsiky sy fahatsiarovana tsy ho voafafa tao am-pon'ny ankizy maro izany. 🥰 Ny hafalian'ireo ankizy no valisoa lehibe indrindra ho anay. . . 📝 Misokatra ny fisoratana anarana ho an'ireo izay maniry ny hianatra na hampiditra ny zanany ato aminay. 📲💻 Manasa anao ary ihiditra MP avy hatrany na Whatsapp ao amin'ny 034 05 101 70 . . © WORK It Company I Manakoako
![NJAKATIANA - Antsika Jiaby [SMK OBUS SCHOOL SHOW - 15 JUIN 2025]](https://i.ytimg.com/vi/lJdeKL7LuRY/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYZSBbKE0wDw==&rs=AOn4CLCBl_dqlWDgkwq_MHLJnS-flgVyhQ)
NJAKATIANA - Antsika Jiaby [SMK OBUS SCHOOL SHOW - 15 JUIN 2025]

SMK Obus School SHOW - CCI IVATO

BBOYING MADAGASCAR 🇲🇬💯

Best R&B Classics 90s & 2000s - Usher, Ne-Yo, Akon, Rihanna, Nelly (Old School Mix)

ANTANANARIVO TOUR PART-7 (Tsaralalàna - Ankorondrano - Andranobevava) MADAGASCAR

Vieilles Chansons✨Les 30 Plus Belles Chansons Françaises ~ Charles Aznavour, Joe Dassin, C Jérome...

Unbelievable Smart Worker & Hilarious Fails | Construction Compilation #1 #adamrose #smartworkers

Listen and Feel the Peace | Tibetan Healing Sounds for Deep Meditation, Inner Peace & Soul Healing

Inside a Prison in Papua New Guinea 🇵🇬

Why Aliens Would NEVER Invade Africa

Ceasar - MILLIARD (Clip Officiel)

Amazing Takeoff at Saba Airport! Pilot Risks Everything on the World’s Shortest Runway

MAD MAX - SAKAY BE TSY MIPOKA (SMK Obus School SHOW)

Shakira, Burna Boy - Dai Dai (Official Video)

DÉVELOPPEMENT : LA COMMUNE RURALE D'AMBOHIJANAKA

Chine : La Réalité du Business Que Personne Ne Montre | Documentaire

Unbelievable Smart Worker & Hilarious Fails | Construction Compilation #8 #adamrose #smartworkers

Ego Bodybuilder HUMILIATED Beyond Belief 🤯 | Anatoly GYM PRANK

SO GOOD they got Bruno's Golden Buzzer MID-PERFORMANCE | Auditions | BGT 2023

