Coddy - Maratra (Officiel Video)
Coddy - Maratra (Clip Officiel) #coddy #Maratra #officialmusicvideo #music #love #songs CODDY : https://www.facebook.com/share/xtXhfM... https://www.tiktok.com/@coddy.artiste... Coddy - Maratra (Tononkira) Tononkira π₯ βββββ Hetaheta moa ny ahy ka ihafiko Mbola miandry hafanana ny hatsiaka Hiaretako zany Hiaretako zany Na misy fery marary Ho anao foana zany Mangitakitaka ny foko mahita Manirery aho miafy mangatsiaka Hiaretako zany Hiaretako zany Na misy fery marary Fa efa hatraminβny ela aho No naniry anao Kanefa toa tavela aho Toa diso numerao Fa ilay fitia izay mirehitra Mamay Mamay !! Refr : Tena mifofofo mafy Mijaly mila hitapy Tsy manaiky ny foko nefa ny saiko mahalala Fa tsy anjarako ianao Efa nisy tompo toerana tao alohako tao (x2) β¦ Aleo koboniko irery ato ampoko Ireo ventsompoko , Odiako Tsy ho enoko Na tsy vitako zany , de ho vitako ihany Ho vitako ihany Fa nβinona manjo ny foko tsy hiala aminao Na tsy natao hiara-droa aza izaho sy ianao Dia hitazana eny aho Hijerijery matetika aho mba ho mpiaro anao Refr : Tena mifofofo mafy β¦ A/C : CODDY βπ» #coddy #hiramalagasy #vazo #hira

Coddy - feno tsiky (Officiel Video)

RAFOZAN -TSAROTINY 7

BOSS mananarien x R Kass x Ergy&KADAH_ENERGY (CLIP OFFICIEL 2026)

Coddy - hallΓ΄ β’ Gasy gasy ilay mafatifaty (Official video)

Nohasy-zakaiko raha tsy anjaraπ(officiel video)

Adisanina Valala

β€π βππΈβ - βπΈπ»πβπβπ ππΈβπΈπ ( βπππ‘ ππππππππ )

VAVAKA MARAINA

Coddy - Maratra (VidΓ©os Lyrics)

COULISSES ON TV CODDY DU 22 JUIN 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR

TSY SAFIDIKO MPIVAROTENA Film Malagasy

Coddy - La folie (Official Clip 2025)

Tanjona Randrianarivelo - Mbola eto aho izao (Official Music Video)

Twokii - VOLAMENA AN-TANAN'OLO ( Cover Nayja )

Mr SAYDA & ATON'ICH - Tsy hanampetra (Official VidΓ©o 2020)
![TSINDRY ALOKA 1 [part 1] - Film Gasy](https://i.ytimg.com/vi/iQ-1vp_T_l0/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwFBCNACELwBSFryq4qpAzMIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4EgALgA4oCDAgAEAEYMCBjKHIwD7gC8xg=&rs=AOn4CLA5QM6Et8XZAYt971CZp9_4ixK6Xw&usqp=CCY)
TSINDRY ALOKA 1 [part 1] - Film Gasy
![Berrizz'Jah - NAMPATORIANAO [Madaghost Production - NouveautΓ© Clip Gasy 2024]](https://i.ytimg.com/vi/MlUH75Pa9aM/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEnCNACELwBSFryq4qpAxkIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAG4AvMY&rs=AOn4CLBzgZAJrhcCiQrEf5XssZbUx_xvyQ&usqp=CCY)
Berrizz'Jah - NAMPATORIANAO [Madaghost Production - NouveautΓ© Clip Gasy 2024]

fo maratra Parshon & Voary

