Coddy - feno tsiky (Officiel Video)

#hiramalagasy #nouveauté #gasy CODDY : https://www.facebook.com/profile.php?... https://vm.tiktok.com/ZMrxbo1Mm/ Coddy - Feno tsiky (Paroles) Ilay andro izay nanekenao ahy No nanomboka nisy hazavana nibaliaka Andro maizina harivariva izy izay No niatomboka ny tantara antsika Tsy nahita tory aho nefa toa tsy taitra koa aho Mandinika ilay valin-teninao Tsy handriko ny maraina Ahitako indray!! Fa toa reraka fotsiny aho manofinofy❤️ Refr: ho rakofako,fenoiko Tsiky eh! Sy hasambarana eh! Ny ao ariana eh! Fa efa ampy izay ny sento tomany Nataon’ireo teo aloha izay Nampijaly F’izaho hitia sy hanaja anao Na amin’ny mafy na amin’ny mangidy oh Ho eo foana foana aho Raha misy orambe Orambe mikija eh! Dia ho tohizantsika iny lalana iny Tsy hifanary na dia be aza ny fijaliana Fa ny atao ao an-tsaina dia hoe Tsy maintsy tafita Na inona olana eo vovahantsika!! Manome toky aho oh Fa hiady ho anao oh Tsy ho avelako raha tsy mitovy amin’ny Olon-drehetra oh! Etsy ho tananako 🥺 Ity tananao mafatifaty Ao fihiniko izany malalako izany Refr : #coddy #hiramalagasy #vazo #hira