Felana Rasolondraibe - Fanahy Masina

Misy rivotra mitsoka Toa mitsoka Avy any lavitra any Mampangovitra ny foko Zay fa tonga Mampitomany eh Toy ny tany karakaina aho Mila mahazo aina aho Tena miandry anao Tena miandry anao Mila taratra maraina aho Mila anao ny fo sy saina Hazavao Fanahy Fanahy Fanahy Masina Fanahy Fanahy Fanahy aiza ianao Midina e Midina e Midina eto ianao Maniry e Maniry aho Maniry aho ho anao Te hitoeranao Ny varavarankely vohao Ny fatopatotra manery vahao Ny fandripandrika mamely alao Mila ny herinao iny Mila ny herinao aho