Toriteny- Alahady 28 Martsa 2021 - Alahadin'ny Sampan-drofia Sy "ALAHADIN'NY FITIA"
"MAMPIORINA NY MINO NY FIZAHAN-TOETRA" Nitondra Ny Hafatra:Rtoa TRIMOZAFY Dinah Mpitandrina, Tonian' ny DORKASY FOIBE Ny Andinin-tSoratra Masina Nangalana Ny Hafatra Dia Ny: Apokalypsy 3 : 7 - 13 #Filadelfia Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana* any Filadelfia: Izao no lazain'izay masina, Izay marina, Izay manana ny fanalahidin'i Davida, Izay mamoha ka tsy hisy hanidy, ary manidy ka tsy misy mamoha: [* Grika: eklesia] Fantatro ny asanao (indro, efa nasiako varavarana mivoha eo anatrehanao, ka tsy misy maharindrina azy), fa manana hery kely ihany ianao ka nitandrina* ny teniko ary tsy mba nandà ny anarako. [* Na: fa na dia kely aza ny herinao, dia efa nitandrina, etc] Indro, alaiko ny sasany amin'ny synagogan'i Satana, izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa mandainga, indro, hataoko tonga hiankohoka eo anoloan'ny tongotrao ireo, ka ho fantany fa Izaho efa tia anao. Satria efa nitandrina ny teniko ny amin'ny faharetana ianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin'ny andro fakam-panahy izay efa hihatra amin'izao tontolo izao ho fizahan-toetra izay monina ambonin'ny tany. Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao. Izay maharesy no hataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanitro, ary tsy hiala eo intsony izy; ary hosoratako eo aminy ny anaran'Andriamanitro sy ny anaran'ny tanànan'Andriamanitro, dia Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra avy amin'Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana*. [* Grika: eklesia]

Toriteny Alahady 28 Jona 2026

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

TORITENY ALAHADY 28 DESAMBRA 2025 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Alahady 28 jona 2026

LESONA 6 Q32025 NIAMPITA NY RANOMASINA MENA DR BENOIT RAKOTOVAO

Alahady, faha-07 Jona 2026

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

TORITENY ALAHADY 07 JONA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA
![Fankalazana mampiray - [MBA HO VANONA] - 01/07/2026](https://i.ytimg.com/vi/vdNT2jCv3wM/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYTyBUKGUwDw==&rs=AOn4CLAG-hK99uoEsFEtojKwnHIxvXw6Gg)
Fankalazana mampiray - [MBA HO VANONA] - 01/07/2026

God Says:"MY CHILD, I NEED TO SEE YOU URGENTLY!"/God Message Now/God Message

Tea Time: Kevin & Valisoa "Fiarahana araka ny sitrapon'Andriamanitra"

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Toriteny Alahady 29 Martsa 2026

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 hiarahana amin'i 𝙎𝙚𝙧𝙜𝙚 𝙅𝙤𝙫𝙞𝙖𝙡 𝙄𝙢𝙗𝙚𝙝 du 21 juin 2026

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

Tantara Malagasy: TSANGAM-BATO (Fizarana 1 & 2) | Tantaran'ny ACEEM Radio

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

TORITENY ALAHADY 31 AOGOSITRA 2025 , FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

Fitia tena fitia Asafia FJKM Ambodihady Vaovao

