Ora roa HIRA JESOSY MAMONJY (5)
Ny hira dia fanandratana , fotoana mamy hiaonana sy ahatsapana ny fanatrehan'Andriamanitra. Indro zaraina eto ora iray afahanao mankafy hira fiangonana Jesosy Mamonjy. Hira mamelombelona ny fanahy. Hira mitondra hafatra teo ambany fitarihan'ireo Ray amandreny mpanorina ny fiangonana Jesosy Mamonjy: Pastora M.A. Daoud mivady. Ny Tompo anie hikasika anao manokana sy hamelombelona anao eo ampihirana ny hira fiderana. Manasa anao hisouscrire amin'ny chaine hanarahanao hatrany hira Jesosy mamonjy vaovao sy hanohananao hanapariahanay ny hira fiderana

▶︎
ORA ROA HIRA JESOSY MAMONJY (6)

▶︎
Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (2)

▶︎
Homba anao ny Tompo @ izay ataonao rehetra (Pr Razafiarison Emilien Mana isanandro : Josoa 3:1-17)

▶︎
Tantaran'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy eto Madagasikara (Partie 1/2)

▶︎
🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

▶︎
Toriteny 12.01.25 (Pst Toky)

▶︎
Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (9)

▶︎
MOFONAINA 16 JONA 2026 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

▶︎
EMISSION TV 31 MAI AMITIE

▶︎
HIRA NOELY 2022 (2). Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY

▶︎
Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (1)

▶︎
Olona akaiky an'i Jesosy

▶︎
Ny mpitory - live & best of (The Worship Moment / Emmission 24)

▶︎
Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (6)

▶︎
HIRA NOELY 2024 (Part 2) JESOSY MAMONJY

▶︎
FANKALAZANA NOELY JESOSY MAMONJY ANOSIBE 31 JANVIER 2016 Part 3

▶︎
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

▶︎
JESOSY MAMONJY- Ny lisy an-dohasaha

▶︎
Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (7)

▶︎
