ORA ROA HIRA JESOSY MAMONJY (6)

Ny hira dia fanandratana, fotoana mamy hiaonana sy ahatsapana ny fanatrehan' Andriamanitra. Indro zaraina eto ora iray afahanao mankafy hira fiangonana Jesosy Mamonjy. Hira mamelombelona ny fanahy. Hira mitondra hafatra teo ambany fitarihan'ireo Ray aman-dreny mpanorina ny fiangonana Jesosy Mamonjy: Pastora M.A. Daoud mivady. Ny Tompo anie hikasika anao manokana sy hamelombelona anao eo ampihirana ny hira fiderana. Manasa anao hisouscrire amin'ny chaine hanarahanao hatrany hira Jesosy mamonjy vaovao sy hanohananao hanapariahanay ny hira fiderana.