Miomàna 198_fév 2019: Mahalala izay efa hataony Izy

[email protected] Jaona 6:1 Rehefa afaka izany, dia niala Jesosy ka lasa nita ny Ranomasin’ i Galilia, dia ny Ranomasin’ i Tiberiasy izany. 2 Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy noho ny nahitany ny famantarana izay efa nataony tamin’ ny marary. 3 Ary Jesosy niakatra tao an-tendrombohitra, dia nipetraka tao mbamin’ ny mpianany. 4 Fa efa akaiky ny Paska, ilay andro firavoravoan’ ny Jiosy. 5 Ary Jesosy nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy, dia hoy Izy tamin’ i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin’ ireo? 6 Izany no nataony mba hizahany toetra azy; fa izy nahalala ihany izay efa hataony. 7 Filipo namaly Azy hoe: Na dia mofo vidina denaria roan-jato aza tsy ampy azy rehetra hananany kely avy. 8 Ny mpianany anankiray, dia Andrea, rahalahin’ i Simona Petera, nilaza taminy hoe: 9 Misy zazalahy atỳ manana mofo vary hordea dimy sy hazandrano madinika roa, fa ho ampy inona moa izany amin’ izao olona betsaka izao? 10 Fa hoy Jesosy: Asaovy mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo. Ka dia nipetraka ny lehilahy, tokony ho dimy arivo no isany. 11 Dia nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra, dia nizara izany tamin’ izay nipetraka hihinana Izy; ary ny hazandrano koa araka izay nilainy. 12 Ary rehefa voky ny olona, dia hoy Jesosy tamin’ ny mpianany: Angony ny sisa tsy lany, mba tsy hisy ho very. 13 Dia nangoniny, ka nahafeno harona roa ambin’ ny folo ny sombintsombin’ ny mofo vary hordea dimy, izay ambiny tsy lanin’ ny nihinana. 14 Ary hoy ireny olona ireny, rehefa nahita ny famantarana izay nataon’ i Jesosy: Ity tokoa no Ilay Mpaminany Izay ho tonga amin’ izao tontolo izao.

Miomana 195_Ampiomàny ny fonareo ho an'i YAH
▶︎

Miomana 195_Ampiomàny ny fonareo ho an'i YAH

Marka 16: 15 - Ahoana no fomba hiatrehana ny ho avy tsy fantatra sy mampanahy?
▶︎

Marka 16: 15 - Ahoana no fomba hiatrehana ny ho avy tsy fantatra sy mampanahy?

Miomàna 293 : Psaumes 73 : Mihevitra izay ho farany 31 10 2021
▶︎

Miomàna 293 : Psaumes 73 : Mihevitra izay ho farany 31 10 2021

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA NY TSARA INDRINDRA MIHETSIKA (EDITION 1)RIJA-GASY TSAR MIDER-JDAF-TGC-ARIANE
▶︎

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA NY TSARA INDRINDRA MIHETSIKA (EDITION 1)RIJA-GASY TSAR MIDER-JDAF-TGC-ARIANE

“Misy sitrapon’Atra tiany ho tanterahina ho an’ny rehetra na iza izy na iza” Toriteny 0357/2026
▶︎

“Misy sitrapon’Atra tiany ho tanterahina ho an’ny rehetra na iza izy na iza” Toriteny 0357/2026

Miomàna 161 - Voatahy mandrakizay
▶︎

Miomàna 161 - Voatahy mandrakizay

Ny zavatra rehetra miara miasa hahasoa izay tia an'Andrimanitra (Mana isanandro  : Jeremia 21:1-14)
▶︎

Ny zavatra rehetra miara miasa hahasoa izay tia an'Andrimanitra (Mana isanandro : Jeremia 21:1-14)

Miomàna 298 : Aoka izy hitandrina fandrao lavo 05 12 2021
▶︎

Miomàna 298 : Aoka izy hitandrina fandrao lavo 05 12 2021

Isaia 58:1-9 Fifadiana ankasitrahan'Andriamanitra | FAMPIANARANA MOMBA NY VAVAKA, Pastora R. Olivier
▶︎

Isaia 58:1-9 Fifadiana ankasitrahan'Andriamanitra | FAMPIANARANA MOMBA NY VAVAKA, Pastora R. Olivier

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS
▶︎

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

Miambena, miomàna_19 novembre 2017
▶︎

Miambena, miomàna_19 novembre 2017

Miomàna 292 : Ny Teny 'tsisy kilema 17 10 2021
▶︎

Miomàna 292 : Ny Teny 'tsisy kilema 17 10 2021

Ny zavatra rehetra dia miaramiasa ho an’izay tia an’Andriamanitra. Romana8.28
▶︎

Ny zavatra rehetra dia miaramiasa ho an’izay tia an’Andriamanitra. Romana8.28

Tonkatrano Kristiana mitaiza ny tanora ho olom-banona
▶︎

Tonkatrano Kristiana mitaiza ny tanora ho olom-banona

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)
▶︎

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Marka 16: 15 - Tsy mandao anao anaty sarotra izany ny Tompo.
▶︎

Marka 16: 15 - Tsy mandao anao anaty sarotra izany ny Tompo.

Rain’ny kamboty sy Mpanome rariny ny Mpitondratena Andriamanitra . Salamo 68.5-6
▶︎

Rain’ny kamboty sy Mpanome rariny ny Mpitondratena Andriamanitra . Salamo 68.5-6

Raha misaraka amin’ i Jesosy dia tsy mahay  na inona na inona  Jaona 15.5
▶︎

Raha misaraka amin’ i Jesosy dia tsy mahay na inona na inona Jaona 15.5

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'
▶︎

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

mitombo Amin'ny finoana sy ny fiainam-bavaka par Pasteur Rija RANDRIANANDIANINA
▶︎

mitombo Amin'ny finoana sy ny fiainam-bavaka par Pasteur Rija RANDRIANANDIANINA