Miambena, miomàna_19 novembre 2017
Lioka 12:35 Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo; 36 ary aoka hianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin’ ny fampakaram-bady izy, ka nony tonga sy mandondòna izy, dia vohany miaraka amin’ izay. 37 Sambatra ny mpanompo izay ho hitan’ ny tompony miambina, raha avy izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina ny tompony, dia hampipetraka azy hihinana, dia ho avy ka hanompo azy. 38 Ary na avy amin’ ny fiambenana faharoa amin’ ny alina izy, na avy amin’ ny fiambenana fahatelo, ka mahita toy izany, dia sambatra ireo mpanompo ireo. 39 Ary fantaro izao, fa raha fantatry ny tompon-trano izay ora hihavian’ ny mpangalatra, dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hotamina. 40 Dia miomàna koa hianareo; fa ho avy ny Zanak’ olona amin’ izay ora tsy ampoizinareo.

Ny Filazantsaran'ny Fanjakana 27/11/16

Hihaino tsara ny Filazantsara_07 Avril 2019

Pathfinder campana

MIOMANA KA MIAMBENA - A/C: Eugène Ramanankoraisina (Antoko Mpihira | FLM Allemagne)

Petre Tutea - Cuvantul care Zideste (1990)

(No Ads) Melt Away Tension 🌸 Gentle Piano & Pastel Flowers for Mindfulness

NEA MĂRIN - razi cu Amza Pellea | Teatru Radiofonic (comedie)

Luigi Mițoi - RUGĂCIUNEA: Secretul omului îndurerat - predici biblice

Malala feat Njakatiana "Next to you"

A Modern-Day Deborah. - Jeni Zaharie

Goodness Of God, Christian Songs With Lyrics, Hillsong Worship Songs 2025 Playlist, Worship Music

Ny làlan'ny kristiana (1)
![TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - IZAY MATOKY AN'I JEHOVAH | [C Henri Aimé Ratianasolo] LIVE](https://i.ytimg.com/vi/kK1YkAKli1I/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLDjwd6dmrDvsWHxiKbzxZiYclKUBg)
TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - IZAY MATOKY AN'I JEHOVAH | [C Henri Aimé Ratianasolo] LIVE

😂 SOSESC DISEARĂ – O comedie irezistibilă de Tudor Mușatescu | Teatru Radiofonic🎭

LIVE: Pope Leo XIV celebrates Mass at Sagrada Familia Basilica in Spain (full event)

Famantarana ny amin'ny andro farany : Jerosalema 28-01-18

Bolobi : Tantara miavaka, Fandraisana tsy manam-paharoa

In Your Presence: Piano Instrumental Worship & Prayer Music with Scriptures & Nature🌿CHRISTIAN piano

Tanàna Kely - Feon'ny Mazava

