Tselonina - Ravitoto
Potika aminao mafy aho izany Sombinaiko tena tiako o Ravitoto mivelatra eo am-bilihako o Nampirafisinao aho zany tain’omby tain-gisa o Mbola potika aminao aho e (indroa) Tany ampitan-dranomasina aho Nalahelo saika lasa adala Nanjononjonotra somototra lasa vinany o Naika handeha hamono tena aho Nefa tojotojo taovan-kena o Taovan-kena ratsy fositra malanolano (indroa) Ravitoto voatotototo ny vavoniko marokoroko Manao veloma an’ahy izy e Namela fofom-boninkazo izy etsy am-bodimbodi-goavy etsy Fofom-boninkazo lozitra mitsitokotoko o (indroa) Ravitoto aloha ny androany fa ny Ampitso izay vao tsaramaso Miaraka amin’ny vary be mitafotafo Ravitoto sy voanio anie no recette tena malagasy o Trafon-kena mievitrevitra any anatiny any (indroa) Potika aminao mafy aho izany sombinaiko tena tiako o Ravitoto mivelatra eo am-bilihako....

DEDESSE - THE BEST OF (VIDEO COMPILATION)

Tsiakoraka - Tamboho

Tselonina := Ravaomaria (lyrics)

Tselonina - Zany no malaza

Iray lalana '' Olombelo Ricky''

RAVITOTO - TSELONINA

MEDLEY THIERA BRUNO

Tselonina - Zafindratapaka sy Ikotondrakinina

Raitra

Tselonina - Tsara petrapetraka

Tselonina & Jeneraly - Revy glooom

Isika roa (Rock Punk Cover) Ndondolah sy Tahiry | REDY

Belahy live 2016

BERIKELY - Tara avion (DoMix Cover)

Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)

RAVAOMARIA - TSELONINA

kristianiNA :: NANTENAINA ET BELAHY 2016

Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012

TSELONINA : « Les jeunes aiment ma musique parce qu’ils l'ont reçu en héritage »

