Tselonina - Zafindratapaka sy Ikotondrakinina
Mandondona Razafindratapaka e Arahin’ilay tsikin’ny Kotondrakikina izy e Ndreo ry zareo manorisory ndreo ry zareo Nokisikisinany ny eran’ny trano Lasa lavanty ny entam-bavety Ndreo ry zareo! Kirizy krizy ny ato antonka-trano Mijery an-drafotsy aza dia efa mahakamo Oh, mampalahelo Mampalahelo tokoa re izao mampalahelo Mampivavabavaka sy maha-te hangalatra Zafindratapaka kotondrakikina ndehana amizay Io izao le-kikina dia mambosibosy Mivarotra akanjo dia ndehana mi-trosa Ndreo ry zareo Le-tapaka amizany mandrisika ankizy Zaza tsy ampy taona no amidy toa fripy Ndreo ry zareo Mandratra fon’akizy ary izao no mahita Z’iro olon-dehibe miady taolam-pifika Oay ty mba lova ô Oay ty lova be napetrak’izy mivady fahantrana midadasika tsy vita tora-tady Ref:mapalahelo… Tonga e,mamangy antsika firenena Malagasy Razafindratapaka sy Ikotondrakikina Ndreo ry zareo Nofenofenoiny e,nofenoiny fety ny calendrier Dia ireo fankalazana ny andron’ny kere Ndreo ry zareo Zany ka zany ka tena fahantrana Indraindray ankanjo mena,indraidray miankanjo mavo Ndreo ry zareo Kely finoana aho raha toa ka milaza Mbola hisy fandrosoana ve i Madagasikara. Mampalahelo

RAMPAL - Fahatsiarovana (Clip Video Compilation)

Belahy live 2016

Vachorano

Tselonina - Môly be

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

MR RAZAFY TSY HO ANAO

Tselonina := Ravaomaria (lyrics)

Tselonina - Zany no malaza

TSELONINA : « Les jeunes aiment ma musique parce qu’ils l'ont reçu en héritage »

Tantara Gasy - ANJARA NOTERENA SA LAHATRA NOMENA ( Tantara lava Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤
![Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]](https://i.ytimg.com/vi/jnP6pMe71Zo/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYXSBdKF0wDw==&rs=AOn4CLB55a_SIJ3XeOvV4cd3Y_P4sXx_Qg)
Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]
![Njakatiana sy Rija Ramanantoanina [Tokoa]](https://i.ytimg.com/vi/ThFIcXlms70/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4EgALgA4oCDAgAEAEYciBSKDIwDw==&rs=AOn4CLBbNpdMjGfl4JclfUTkoEr7Fgfn6Q)
Njakatiana sy Rija Ramanantoanina [Tokoa]

Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012

RAVAOMARIA - TSELONINA

Levelo Dia niaraka isika

ratsimba abel - tsy nofy intsony

Tselonina en live kopikole escale 2 KK2016

MEDLEY THIERA BRUNO

Kivarivary LEVELO

