ETO AN-DALANA - Lova Miampita Toamasina - (Lyrics)
馃幖ETO AN-DALANA馃幖 Lohasaha an-dranomaso no vakiko maizimaizina sady mideza Koa tantano ry Ray 'zany diako efa mila hitofezafeza Feno tsilotsilo, be karaobato, saro-dalana Nefa hazavana mitsilopy no tazana Toa tsy hitako ny in-dray mandingana avy amiko Kivikivy sy matahotra aho mijery ny ho aviko Sandrinao no iriko hitantana ny dia Eto an-dalam-pihoarana ho any Aminao Koa handroso tsy amin-tahotra aho fa satria Lohalalako Ianao (Jes么) Bibidia 'zay lian-dr脿 no indry miandry kihon-dalana no hiereny Efa vizana be ity zandry mitalaho Aminao ombieny Hery tsy mitovy no indro mifanena ary fantatra Ny nofo malemy no tsy maintsy ho maratra Tsy hisy intsony ala-olana azo hiodivirana raha tsy eo Ianao Jes么 hanala izay manahirana Sandrinao no iriko hitantana ny dia Eto an-dalam-pihoarana ho any Aminao Koa handroso tsy amin-tahotra aho fa satria Lohalalako Ianao (Jes么) Kely sisa dia ho vita re ny dia Nefa mainka mahery ny ady Ka hilofika ve sanatria, ny manaiky ho resy dia fady Mila hery mihamitombo isan'andro avy Aminao Ry Jes么sy Tompo Zoky tia izay tsy mandao Eo no hitako azo antoka sy tsara indrindra izao Eo aho no hijoro sy handresy mba ho voninahitrao Sandrinao no iriko hitantana ny dia Eto an-dalam-pihoarana ho any Aminao Koa handroso tsy amin-tahotra aho fa satria Lohalalako Ianao (Jes么) 馃槆 漏Lova Miampita Toamasina #LyricsbyKalo

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

KRISTIANINA TSY AKOFA - FA.NA.FA - (Lyrics)

Ny Ambasadora - tsy afoiny ''Volume 4''

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

NIOVA FO I DIDALOS KA TSY ANTSOINA ANIZANY NTSONY FA RINDRA NO ANARANY AMIZAO

Ziona Famonjena - Medley Slow 2004 - 2010

Antsan kira Lova Miampita

Harenako Lova Miampita Toamasina

FITIA SAFONONOKA - FANAFA Fanaky ny Famindram-po (Lyrics)

Indray andro anyLalao

Amboary aho Jes么 Amboarapeo Imprimerie Adventiste

FANAFA - FON'DRENY 馃槏馃槏馃槏馃槏馃槏

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

Tsy miova Tarika Vonjy

TSY ANGANO - LOVA MIAMPITA TOAMASINA

MITONIA - REKO (Official lyrics video)

04 Antoka ho anao

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

