Conférence mikasika ny boky VAKIVAKIM-PIAINANA
🎤 Niverina indray ny famelabelaran-kevitra tao amin’ny Lycée Privé ACEEM Ankadivato! 📚 Andriamatoa Patrick Andriamangatiana, mpanoratra ny boky "Vakivakim-piainana", no nizara traikefa sy hafatra manan-danja ho an’ny mpianatra kilasy famaranana. Taorian’ny taona 2018, dia izao indray vao nisy valan-dresaka lehibe tahaka izao tao amin’ny sekoly! 👏 📖 “Ny famakiana boky dia manabe saina sy mitondra fanahy,” hoy ny mpanoratra. Tokony ho fanomezana ho an’ny ankizy mihitsy aza ny boky, hoy izy, satria fitaovana manan-danja amin’ny fanabeazana sy ny kolontsaina. 🔜 Hetsika manaraka: “Meilleur Exposé” – fifaninanana famelabelaran-kevitra ho an’ny mpianatra kilasy voalohany sy faharoa, amin’ny teny malagasy 🇲🇬, frantsay 🇫🇷 ary anglisy 🇬🇧. 🎬 Fantatrao ve? Efa nadika amin’ny teny anglisy ny boky Vakivakim-piainana, ary efa natao horonantsary sy tantara an-tsangana koa izy! 🔥 #AceemAnkadivato #Fampianarana #VakivakimPiainana #Fanabeazana #PatrickAndriamangatiana

LALAINA

🎙️L'ASSURANCE : ARNAQUE OU NÉCESSITÉ

DON-DRESAKA DU 28 JUIN 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

Clash Bacc-Malagasy-Boky Vakivakipiainana-La Révision by Amen Communication

Tantara foronina: Vakivakim-piainana

ADIEU MA CHAMBRE D'ENFANCE - Aaron

10 androm bavaka 3

🎥 Retour sur la Mini-Conférence ACEEM – Préparation aux Examens Officiels 2026

DON-DRESAKA DU 28 JUIN 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

Madagascar, sur le rivage des Antemoro

📢 FLM Ambatovinaky | Hetsika manokana ao amin'ny Espace ACEEM Anjeva

Tantara Malagasy - SEDRAM-PIAINANA SY LALAM-PIAINANA (Tantaran'i RDB) Tantara Indray Miseho

MADAGASCAR: A Journey to the Heart of the Red Island | Destination Francophonie | TV5MONDE

🎄 Noelim-Pifaliana 2025 – IEF ACEEM Andravoahangy 🎄

✨ Remise de certificats – Andiany Misantatra Cours ACEEM Itaosy

ASMR Best Triggers For Sleep Collection (No Talking) 3 Hours of Tapping & Scratching

Le public était mort de rire 😂 | Ely Nomenjanahary

« Takona (Dans l’ombre) : Enquête documentaire sur les personnes atteintes d’albinisme »

📚 Torohevitra manan-danja hiatrehana ny fanadinana 🎓💡

