đ Noelim-Pifaliana 2025 â IEF ACEEM Andravoahangy đ
Tahaka ny fanao isan-taona, nanatanteraka ny Noelim-Pifaliana ny sekoly IEF ACEEM Andravoahangy androany, tetsy aminâny EKAR Faravohitra. Nidera anâAndriamanitra taminâny dihy sy hira Noely ny mpianatra, sady nanome fanampiana ho anâireo sahirana manodidina ny sekoly, ny Fokontany Ambatomitsangana, EKAR Faravohitra, ary FJKM Ankadifotsy. đ€đ âš Zava-dehibe ny hetsika satria fampianarana ny ankizy hizara fitiavana sy fifaliana, ary tafiditra ao anatinâny famaranana ny faha-30 taonany. Nampianarina ny ankizy ny adidy eo aminâny fiaraha-monina sy ny fifanampiana, ary nanampy taminâny fizarana hafaliana ny BDE (Bureau des ĂlĂšves), nampiseho fihavanana sy fiaraha-mientana taminâny mpianatra rehetra. đâ€ïž

â¶ïž
Fivoriana famaranana ny telovolana voalohany eo anivonâny COURS ACEEM

â¶ïž
đ Torohevitra manan-danja hiatrehana ny fanadinana đđĄ

â¶ïž
DOMINGO CEBUANO MASS June 21,2026

â¶ïž
Amazing Takeoff at Saba Airport! Pilot Risks Everything on the Worldâs Shortest Runway

â¶ïž
Le Mariage de Roméo + Mialy

â¶ïž
Evidence d'Iloni

â¶ïž
EcuadorâŻââŻCuraçao âŻHighlights | Gruppe E, FIFA WM 2026 |âŻsportstudio

â¶ïž
đ Remise de prix du concours dâorthographe â LycĂ©e PrivĂ© ACEEM Ankadivato

â¶ïž
People Who Messed With The Royal Guard and Regretted It!

â¶ïž
Câest La Vie Ă MADAGASCAR, le pays le Plus ISOLĂ et le Plus PAUVRE du monde â Documentaire

â¶ïž
đ SAHOBY IEF ACEEM 2026 â Retour sur un Ă©vĂ©nement rĂ©ussi

â¶ïž
10 androm bavaka 3

â¶ïž
âš Taom-baovao 2026: Fiarahabana ho anâny Filoha mpanorina ny vondrom-panabeazana ACEEM

â¶ïž
Ecuador vs. Curacao Highlights FIFA World Cup 2026 | Sportschau

â¶ïž
Van Egypte naar Rotterdam: zo leerde hij Nederlands in 6 maanden

â¶ïž
How US Air Force B 52 Pilot Performed an Emergency Takeoff at Full Speed

â¶ïž
Découvrir Madagascar en 50 minutes !

â¶ïž
The FULL VIDEO of Trump they didnât want released

â¶ïž
Sheâs SASSY. Heâs SMOOTH. Together? UNSTOPPABLE đČ

â¶ïž
