Mpamindra fo Izy | Löla | Tononkira
Mpamindra fo Izy Lôla Andriamanitra dia tia antsika Ny fitiavany tsy voatanisa O o o o! saintsaino, fa Izy tsy sasatra miaro Andriamanitra de lay nahary Raha solafaka, Izy tsy manary O o o o! asanao, fa Izy tsy mandao Ref: Mpamindra fo anie Izy, lay Andriamanintsika Tsy mila tambiny mihintsy, Ny fitiavany tsy mety ritra Ray ô andrandrainay, Izy no fanantenana Ho Azy lalandava ny dera sy laza Hira gasy évangélique Isika navahany, tamin'ny maro Nampanjakainy tamin'ny zavaboahary O o o o! inona intsony, Fa ny zava drehetra efa foiny Izy tsy mba manao andolom-po Raha hibebaka, raisiny an-tanan-droa Izy ilay tena Andriamanitra Ray Ref: Mpamindra fo anie Izy, lay Andriamanintsika Tsy mila tambiny mihintsy, Ny fitiavany tsy mety ritra Ray ô andrandrainay, Izy no fanantenana Ho Azy lalandava ny dera sy laza Mandrakizay ny fiainana ao @ Ray Na raha oviana ny fitiavany ho doria Ref: Mpamindra fo anie Izy, lay Andriamanintsika Tsy mila tambiny mihintsy, Ny fitiavany tsy mety ritra Ray ô andrandrainay, Izy no fanantenana Ho Azy lalandava ny dera sy laza

Lola - Mpamindra fo Izy

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2024(EDITION 8)LES ADLNES-NY AVO-TANORA IN FAITH)

Pr Jean Luc: Nanome HAFATRA momba an'i NAROVANA ILAY NAMONO TENA sy ny RAY AMAN-DRENY❗

TAHIO NY NENINAY -cover-hira JESOSY MAMONJY

Aza ilaozanao | Jocelyn Ranjarison | Hira Fiderana | Tononkira

Firmin - Manaiky Aho (Tononkira)

Amorony fo madio | Ny Mpitory | Tononkira

Tahio ny neninay (Lyrics) - HIRA JESOSY MAMONJY

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

Tokim-panompoana - Ampifitia

Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

Rija Rasolondraibe - Mbola hotsaraina

Tsy ho resy tsy miady | Anicet | Hira Fiderana | Tononkira

Hira Fiderana Medley | Fiankohofana | Playlist Evangelique

MATHIEU LA VOIX D'OR - MPAMINDRA FO IZY (Lola) & MBOLA KELY LOATRA (Njakatiana)

🎼🎧🙏MEDLEY FIDERANA GOSPEL ÉVANGÉLIQUE EDITION 10(TGC-GMMC-JAWS BAND-SINGERS OF JESUS-TANORA IN FAITH

Pasteur Jocelyn Ranjarison - Ambany elatrao (Tononkira)

Zarah Fitsapana

