Tahio ny neninay (Lyrics) - HIRA JESOSY MAMONJY
Hira faha-853 ao amin'ny fihiranan'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. 🎧Tahio ny neninay🎧 Ny zanany mitsangana ka midera azy hoe sambatra; Ny lahy koa mitsangana ka midera azy hoe: Maro no zazavavy nanao soa, Fa ianao manoatra noho izy rehetra. Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina. Ohabolana 31:28-30 ❤️ Raha tianao ity hira ity dia aza misalasala mizara, manome "J'aime", ary mi-s'abonner mba ahafahanao mahita ireo tononkira hafa zarainay. #HiraFiderana #HiraMalagasy #Finoana #Hirafiderana #jesosymamonjy #gospelmusic #lyrics #lyricvideo #worshipmusic #christianmusic #singing #TanoraKristianina

▶︎
Hira noely 2024 (1) HIRA JESOSY MAMONJY

▶︎
NAHAZO FiFALIANA-hira JESOSY mamonjy-584

▶︎
HIRA NOELY 2025 (1). Fiangonana JESOSY MAMONJY

▶︎
Ny Hoaviko (Jesosy Mamonjy)

▶︎
FANKALAZANA NOELY JESOSY MAMONJY ANOSIBE 31 JANVIER 2016 Part 3

▶︎
🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023(EDITION 2)(NY AVO-CEVAM-JOHANE-MIALY-JAWS B)

▶︎
TSY HAMELA AHY IRERY ,hira faha -99 -hira JESOSY MAMONJY

▶︎
Ity taona vaovao ity (Lyrics) - HIRA JESOSY MAMONJY

▶︎
MPITOHAZARA 2025 OMBY AOMBY

▶︎
JESOSY MAMONJY 324 Malemy aho fa ianao

▶︎
HIRA JESOSY MAMONJY

▶︎
AROKO IANAO (cover by jean joseph) -hira JESOSY mamonjy-1010

▶︎
INDRO EO AM-BARAVARANA AHO. Hira FIANGONANA JESOSY MAMONJY

▶︎
IANAO NO FANAMPERAKO Hira Jesosy Mamonjy Louange

▶︎
🎼🎧🙏HIRA FIDERANA MEDLEY JOSEPH DAF TOP 10 - 2023

▶︎
FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

▶︎
AZA HODIANAO TSY RE. Hira FIANGONANA JESOSY MAMONJY

▶︎
ANKOHONAN'ANDRIAMANITRA RAY. Hira JESOSY MAMONJY

▶︎
