FABI - Tsy ho ahy (FTJ PROD)

A/C : LOHANNE RM FTJ PROD Parole : Nalaelo ny fo,nantena fa hoe Nifampiandry isika hatramin'izay Diso anefa anie aho Raha nandray ilay tsikinao Hoe atolotra ho ahy irery Nefa ho an'ilay namako akaiky ny foko No natokan'ilay fitiavanao Te hitaraina mafy aho satria mitolokoraha nahalala fa tsy za no ilainao Fitia mahantra e,ka nomenao olonkafa Ampiononao ny foko hiezaka aho amafa Andefitra aho na tsy ho zakako izany Ny antsika roa ne tsy anjara nofy ihany izany Nefa miangavy aho Mba miangavy mitalaho Mamiko izy iny Aza avela angahiahy