Mr SAYDA - FA NOFY NY ANAREO... (Acoustique Reggae Version Janv.2016)
AMBANI'DIA REKORDZ 2016. Mr SAYDA - FA NOFY NY ANAREO Fa na notazominy mafy aza ianao Nalala fa tsy maintsy handeha izy Naleonao niafy é Zay natsangana tsy maintsy ho arodana é Tsy naniry azy ny ratsy ianao Nomenao fitiavana be izy Na mba te iatsampy eny aminazy ny fonao torovana Mbola te hatoky azy ianao Nefa tsy nahavoky azy ianao Ka lasa nitady mpampiantrano hafa izy ho asolony anao Te mba hampody azy ianao Mbola manofy azy ianao Ho eo anilanao ny ampitso @ lera izay ifohazanao fa nofy ny anareo izy koa mpandalo alefaso lay hira ho izy raha toa ianao mahatsiaro oh oh oh ny tantaranareo izay niarahanareo izay rehetra nomenao azy fony izy mbola teo oh oh oh (teo oh oh oh) Dia indraindray tafatonona anazy ianao refa irery mangingina natsiaro vo mafy é fa nataony fandalovana ka tafatombona oazy ianao nitomany teo ampandriana ka lasa nivavaka é nanonona fivalozana é fa diso natoky azy ianao Nefa tsy nahavoky azy ianao Ka lasa nitady mpampiantrano hafa izy ho asolony anao Te mba hampody azy ianao Mbola manofy azy ianao Ho eo anilanao ny ampitso @ lera izay ifohazanao fa nofy ny anareo izy koa mpandalo alefaso lay hira ho izy raha toa ianao mahatsiaro oh oh oh ny tantaranareo izay niarahanareo izay rehetra nomenao azy fony izy mbola teo oh oh oh (teo oh oh oh) Fa na notazominy mafy aza ianao Nalala fa tsy maintsy handeha izy Naleonao niafy é Zay natsangana tsy maintsy ho arodana é Tsy naniry azy ny ratsy ianao Nomenao fitiavana be izy Na mba te iatsampy eny aminazy ny fonao torovana Mbola te hatoky azy ianao Nefa tsy nahavoky azy ianao Ka lasa nitady mpampiantrano hafa izy ho asolony anao Te mba hampody azy ianao Mbola manofy azy ianao Ho eo anilanao ny ampitso @ lera izay ifohazanao fa nofy ny anareo izy koa mpandalo alefaso lay hira ho izy raha toa ianao mahatsiaro oh oh oh ny tantaranareo izay niarahanareo izay rehetra nomenao azy fony izy mbola teo oh oh oh (teo oh oh oh) Auteur – Compositeur: ANDRIANIFAHANANA RAZAFINTSALAMA Miandravola Rojotiana a.k.a Mr SAYDA Extrait de l’album « ZAVA MISIE » en mars 2016. -Video Upload powered by https://www.TunesToTube.com

Mr Sayda Manafo (Official music video 2016)

Sedra ho ahy - Jeedai feat. Randy - Version Live 2025

Mr SAYDA - ISE LAM (Official Video 2017)

THT - TARA TARA (CLIP OFFICIEL)

Lion Hill - Ano tavela (Official Video)

CHANTAL First love - FTJ PROD (Official video)

TSOTA - TSY TAZANA (Official Video 2026)

Tsy mety milaza - Olombelo Ricky ✅

Sayda Sakakely (Official music video 2016) Addictive Film

Ratoljah in ''FARANY SISA" réalisé par Skt Safidy/ beat by J4DEN

Mr Sayda Live Accoustique 2022

DIZN'ANAO - ZandriNay ft. Mr Sayda (Official Video 2016)

Thiera Kougar - One sento

ZAKAI - ZAY FIKA (OFFICIAL VIDEO)

Mr Sayda x Pit Leo - Ho avy Rixlaine Pictures

Y Zit - Aza Avelanao
![Mr SAYDA - IANAO RY SIPAKELY [COULISSE]](https://i.ytimg.com/vi/3kBJ_Q-350A/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBy0e9Plk-HGdYil_jp2fcnoHHHFg)
Mr SAYDA - IANAO RY SIPAKELY [COULISSE]
![Wada - Eva Milay Be [Jiolambups Official Audio 2K18]](https://i.ytimg.com/vi/I-VkTggxXXI/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLDFpK2BUDEmyA86vhAXQY5WOUHk3Q)
Wada - Eva Milay Be [Jiolambups Official Audio 2K18]

Ho namako ianao - TWOKII x Misié SAYDA (Ofishal Clip by oZo film 2016)

